Back

ⓘ Isam-ponina. Ny isanny mponina dia ny fitambaranny isanny olona Miaina ao aminny faritany iray. Mahazo alalana ofisialy miaina eo aminny faritany iray. Ny olana ..



                                               

Lisitry ny firenena araka ny isan ny mponina

                                               

Biraom-panisani Etazonia

Ny Biraom-panisan Etazonia dia miankina aminny Economics and Statistics Administration anny Departementam-barotr Etazonia. Araka ny lalam-panorenanny firenena, hisainny Biraom-panisana ny isam-poninny firenena ary, aminny alàlanio isam-ponina io, hovainy ny isanny solotenanny faritany any aminny Kaongresa. Manangona statistika mahakasika ilay firenena, ny toe-karena ary ny olom-pirenena io Birao io. Namorona ary mandraharaha ny Population Clock, mpanisa manome ny isam-ponina any Etazonia sy manerana ny tany izy.

                                               

Gangtok

 27.33°N 88.62°E  / 27.33; 88.62 dia tanàna ao aminny faritanini Sikkim, ao India. Ny kaodim-paositra dia 737101.

                                               

Eureka, Kalifornia

40.8019444444°N 124.163611111°W  / 40.8019444444; -124.163611111 {{infobox tanàna |tanàna=Eureka, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=37.435 |isam-ponina=27191Endrika:GR I Eureka, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 95501, 95502, 95503.

                                               

Walnut, Kalifornia

34°N 117°W  / 34; -117 {{infobox tanàna |tanàna=Walnut, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=23.300 |isam-ponina=29172 |benny tanàna=Tom King

Isam-ponina
                                     

ⓘ Isam-ponina

Ny isanny mponina dia ny fitambaranny isanny olona

  • Miaina ao aminny faritany iray.
  • Mahazo alalana ofisialy miaina eo aminny faritany iray.

Ny olana mahakasika ny isanny mponina dia dinihanny demografia na siansa mahakasika ny mponina. Dinihana aminny sôsiôlojia, aminny ekonomia ary aminny jeografia ny fihetsiky ny olombelona. Matetika ampiasaina aminny marketing ny tahirin-kevitra demografika.

Taminny 2006, ny fiitatry ny isanny mponina erakizao tontolo izao dia 1.14% monja.

                                     

1.1. Isanny mponina erakizao tontolo izao Fivoaranny isanny mponina araky ny fandrosoanny taona

Vinavinaina ihany ny habetsaky ny olona eto an-tany. Ho anny isanny mponina talohanny taonjato faha 19, vinavinaina ny hakitroky ny mponina aminny alàlanny taham-pamokaranny tany volena.

Tanaty lahatsoratra iray taminny 1995 nohavaozina taminny 2002, ny demografita Carl Haud avy aminny Biraom-panisani Etazonia, dia naminavina fa 106 miliara ny isanny olona niaina teto an-tany.

Ny faminavinana ny isanny mponina araka ny fandrosoanny taona dia mifototra aminny fandravonana navoakannny Biraom-panisani Etazonia ho anny fe-potoanna manomboka aminny taona -10000 hatraminny taona 1940. Ny fandalinani Gregory Cochran mahakasikanny ADN ara-mitokondria dia ahafahana maminavina ny isam-ponina aminny taona mbola talohanny taona -10000.

Rehefa dinihana akaiky ny isanny mponina, dia hita fa ambany ny fiitany, nandritry ny taonarivo maro dia maro. Taminny fotoana maoderina ny isam-ponina no nanomboka niitatra: 650 tapitrisa taminny 1750, lasa 1.2 miliara izy zato taona taoriana, ary 2.5 tapitrisa taminny 1950.

Tratra taminny volana Oktobra taminny 1999 ny enina tapitrisa mponina.

                                     

1.2. Isanny mponina erakizao tontolo izao Tantara

Noho ny voina lehibe nitranga jereo ny voini Toba taminny taona faha-70000 talohani Jesoa Kristy, nihavitsy ny mponina teto an-tany. Taorianio voina io hatraminny fanabeazana ny fambolena, vinavinaina eo aminny iraika tapitrisa eo ho eo ny isanny mponina miaina erakizao tontolo izao. Ireo olona ireo talohanny fanabeazana ny fambolena, dia mitady sakafo aminny alàlanny fihazanana, ary ny fihotiana. Rehefa kely ny hakitroky ny mponina, dia mbola mahafeno ny kibo ny fihotiana sy ny fihazanana. Nitombo ny isanny mponina nandritry ny taonarivo faha 7 TJK hatraminny taonjato faha 4: 55 tapitrisa tany ho any ny isanny mponina ao aminny Empira Romana. Taorianny fanonganana ny Empira Romana taminny taonjato fahadimy, mijanona ny fitomboanny isanny mponina. Noho ny aretina tononina hoe pestani Jostiniana taminny 540, nihidina ny isam-ponina tao aminny Empira Romana Atsinanana Empira Bizantina. Io pestani Jostinina io dia pesta nahavono olona indrindra tao Eoropa alohanny Pesta mainty valonjato taona taty aoriana.

                                     

2. Fiitatra

Samihafa araka ny kaontinenta ny fiitatry ny isanny mponina. Ny isanny mponin Azia izao dia nahazo 237 tapitrisa tanenalenanny taona 2000 hatraminny taona 2005.

Taminny taonjato faha roapolo, niitatra be mihitsy ny isanny mponina noho ny fihatsaranny fitsaboana sy ny fandrosoanny siansa sy ny teknolojia aminny lafinny fitsaboana, miaraka aminny fihabetsahanny vokatry ny saha.

Taminny 2000 ny Firenena Mikambana dia naminavina ny taham-piitaranny isanny mponina ho 1.14 isan-jato ary isan-taona +75 tapitrisa mponina. Ny isanny mponina taminny taona roa arivo dia im-polonny isanny mponinny tany taminny 1700. Araka ny ambaranny CIA World Factbooks miampy 211 090 eo ho eo ny isanny mponina isanandro taminny 2000 ary 220 980 taminny 2009.

Aminny ankapobeny, nidina ny taham-piitaranny isanny mponina manerana ny tany, afatsy any aminny faritra Afrika Sobsahariana, any Amerika Latina ary any Azia Andrefana.

                                     

3. Jereo koa

Rohy ivelany

  • en) Year-by-Year World Population Estimates: 10.000 BC to AD 2007.
  • en) World Population Map, Statistical Graph
  • en) World population statistics presented in a treemap interface
  • en) World Population Prospects, the 2008 Revision United Nations Population Division.
Malibu, Kalifornia
                                               

Malibu, Kalifornia

34.03°N 118.75°W  / 34.03; -118.75 {{infobox tanàna |tanàna=Malibu, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=51.354 |isam-ponina=12645 |benny tanàna=John Sibert Error on call to template:cite web: Parameters url and title must be specified. I Malibu, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 90263, 90264, 90265 {{cite web | url.

Atherton, Kalifornia
                                               

Atherton, Kalifornia

37.4586111111°N 122.2°W  / 37.4586111111; -122.2 {{infobox tanàna |tanàna=Atherton, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=13.076 |isam-ponina=6914 |benny tanàna= I Atherton, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 94027.

Los Altos, Kalifornia
                                               

Los Altos, Kalifornia

37.3680555556°N 122.0975°W  / 37.3680555556; -122.0975 {{infobox tanàna |tanàna=Los Altos, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany= |isam-ponina=28976 |benny tanàna=Marcia Somers . I Los Altos, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 94022-94024.

Victorville, Kalifornia
                                               

Victorville, Kalifornia

34.5361111111°N 117.288333333°W  / 34.5361111111; -117.288333333 {{infobox tanàna |tanàna=Victorville, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=190.988 |isam-ponina=115903 |benny tanàna=Doug Robertson

Agoura Hills, Kalifornia
                                               

Agoura Hills, Kalifornia

34.1533333333°N 118.761666667°W  / 34.1533333333; -118.761666667 {{infobox tanàna |tanàna=Agoura Hills, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=20.260 |isam-ponina=20330 |benny tanàna=Denis Weber

Gardena, Kalifornia
                                               

Gardena, Kalifornia

33.8936111111°N 118.307777778°W  / 33.8936111111; -118.307777778 {{infobox tanàna |tanàna=Gardena, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=15.191 |isam-ponina=58829 |benny tanàna=Paul K. Tanaka Error on call to template:cite web: Parameters url and title must be specified. I Gardena, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 90247-90249 {{cite web | url.

Lakewood, Kalifornia
                                               

Lakewood, Kalifornia

33.8475°N 118.12°W  / 33.8475; -118.12 {{infobox tanàna |tanàna=Lakewood, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=24.517 |isam-ponina=80048 |benny tanàna=Diane DuBois Error on call to template:cite web: Parameters url and title must be specified. I Lakewood, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 90711-90716, 90805 {{cite web | url.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →