Back

ⓘ Ganà. Ny Ganà na Repoblikani Ganà dia firenena any Afrika andrefana ao aminny faritry ny Helodranoni Ginea. Ny firenena manodidina azy dia Kôtidivoara any andre ..



                                               

Fiteny agny

Ny fiteny agny na fiteny aniiny na fiteny tenenina ao Kôtidivoara sy ao Ganà. Mifanakaiky aminny fiteny baole sy ny fiteny nzema io fiteny io. Miisa eo aminny 860 000 ny mpiteny agny taminny taona 2002;

                                               

Fiteny haosa

Ny fiteny haosa dia fiteny afro-aziatika tenenina ao Afrika Andrefana, ao Benina, ao Borkina-Faso, ao Kamerona, ao Kotidivoara, ao Ganà, ao Nizera, ao Nizeria, ao Sodàna, ao Tsady, ao Togo ary ao Kongo-Brazavily. Iray aminireo fiteny telo ianarana sy tetenina ao Nizeria ny fiteny haosa, fanampinny fiteny ioroba sy ny fiteny igbo.

Ganà
                                     

ⓘ Ganà

Ny Ganà na Repoblikani Ganà dia firenena any Afrika andrefana ao aminny faritry ny Helodranoni Ginea. Ny firenena manodidina azy dia Kôtidivoara any andrefana, i Borkina Fasô any avaratra ary ny Tôgô any atsinanana. Ny renivohiny dia ny tanàni Accra ary Ganeana no anaranny mponina ao aminy. Firenena mpikambana ao amini CEDEAO i Ganà.

Ny teny ofisialy dia fiteny anglisy, ny teny ampiasainny be sy ny maro dia ny fiteny twi ary ny sandam-bola dia ny cédi.

Tsy misy fifandraisana ara-jeografia na ara-tantara aminny Empirani Gana i Ganà ankehitriny. I Ganà ankehitriny, Côte-de-lOr taloha, dia novaini Kwame Nkrumah anarana ho fahatsiarovana ny Fanjakani Ganà taloha taminny fahaleovantena. Ny anarana Côte-de-lOr dia avy aminny habetsaky ny volamena.

Helodranoni Ginea
                                               

Helodranoni Ginea

Ny Helodranoni Ginea dia fari-dranomasina ao aminny Ranomasimbe Atlantika izay miditra manandrify ny afovoanny kontinetani Afrika. Ao atsimo andrefani Afrika no ahitana azy, somary ao avaratry ny fehiben-tany, ka manome lafiny mitandavana mitodika avy atsinanana miankandrefana, izay mahazo tsara ny rivotra Alizay, dia ny morontsiraki Ginea. Ny zarahasini Greenwich sy ny fehiben-tany dia mifanapaka aminny velarany ao aminny 570 km miala ny morontsiraki Ganà.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →