Back

ⓘ Governemanta Malagasy. Azo ho sokajiana toa ireto manaraka ireto ny firafitry ny governemanta Malagasy taorianny fidiranny vazaha. Isaky ny sokajy dia nahitana ..



                                               

Governemanta

Ny governemanta dia, amin ny ankapobeny, ireo manam-pahefana mitondra, manara-maso ary mandraharaha ny andriam-panjakan ny Firenena. Ny mpikamban ny governemanta iray dia atao hoe minisitra na sekreteram-pirenena. Ny governemanta no manapaka ary manatanteraka ny asa aman-tao ilaina amin ny fitondrana ny firenena. Ny governemanta no tompon andraikitra eo imason ny olom-pirenena. Amin ny siansa ara-tsôsialy, ny teny governemanta avy amin ny fiteny grika midika hoe "fitondrana sambo" dia ny fiantsoana izay rafitra mitondra firenena na fikambanana iray. Ny governemanta no mandrindra ny firenena.

                                               

Praiminisitra

Ny Praiminisitra no lehibenny fitondrana ao aminny firenena iray. Araka ny Lalàmpanorenana dia ny Filohanny Repoblika no manendry azy. Izy no lehibenny governemanta. Manolotra ireo ho mambranny governemanta aminny Filohanny Repoblika izy mba hotendrena. Ity ny lisitrireo Praiminisitra malagasy

                                               

Lalampanorenana

Ny Lalampanorenana aminny firenena dia karazan-dàlana manoro ny fomba fiasanny governemanta. Milaza izy hoe ahoana mifidy ny filoham-pirenena, firy taona izy no tokony mijanona eo. Milaza koa ny lalampanorenana hoe inona ny lalàna azo apetraka, rahoviana ny olona vao afaka mifidy, ary ahoana ny manova ny lalam-panorenana. Miantoka ny fahafahana sy ny zonny fikambanana ny Lalampanorenana. Sahirana kosa nefa ny malagasy fa toa tsy hita ao ny makasika ny lalampanorenana malagasy satria nahoana tsy misy mijery akaiky ireo mpitondra fanajakana eto Madagasikara

                                               

Raseta Joseph Delphin

Teraka tao Marovoay, faritanini Mahajanga ny faha-9 Desambra 1886. Zanaki Razaka Seta Tsimahafotsy dekan-dRainilaiarivony, Praiministra, ary notendreny ho governora hiahy ny fitrandrahana volamenam-panjakana tao Maevatanana. Niditra nianatra tao aminny kolejy quakers FFMA Faravohitra ary nifindra tao ao aminny Kolejy Masindahy Joseph AmbodinAndohalo. Tafiditra ho mpianatra mpitsabo ta aminny sekoly fianarana ho mpitsabonAntananarivo ny taona 1903 ary nahazo ny mari-pahaizana naha-mpitsabo taminny taona 1908.

                                               

Joseph Franklin Rutherford

I Joseph Franklin Rutherford, izay fantatra koa aminny aranana hoe "Mpitsara Rutherford", dia filoha faharoanny fikambanana Watch Tower Bible and Tract Society, izay niova anarana hoe Jehovahs Witnesses taty aoriana. Nitana anjara lehibe izy teo aminny fandaminana sy ny fivoarana ara-poto-pampianaranny Vavolombeloni Jehovah izy. Teraka taminny 8 Novambra 1869 tao Versailles ao Missouri sy maty taminny 8 Janoary 1942 tao San Diego tao Kalifornia i Joseph Franklin Rutherford.

                                     

ⓘ Governemanta Malagasy

Azo ho sokajiana toa ireto manaraka ireto ny firafitry ny governemanta Malagasy taorianny fidiranny vazaha.

Isaky ny sokajy dia nahitana governemanta iray na maro.

                                     

1. 1972 - 1976

Govermemanta militera:

  • Richard Ratsimandrava 5 Feb. 1975 - 11 Feb. 1975
  • Gabriel Ramanantsoa 11 Okt. 1972 - 5 Feb. 1975
  • Gilles Andriamahazo 12 Feb. 1975 - 15 Jio. 1975

Chef suprême du concile de Révolution:

  • Didier Ratsiraka 15 Jio. 1975 - 4 Jan. 1976
                                     

2. 1976 - 2002

Filoha-mpirenena:

  • Didier Ratsiraka 4 Janoary 1976 - 27 Marsa 1993
  • Albert Zafy 27 Marsa 1993 - 5 Sep. 1996
  • Norbert Ratsirahonana 5 Sep. 1996 - 9 Feb. 1997
  • Didier Ratsiraka 9 Feb. 1997 - 2002
                                     

3. Jereo koa

  • Faritany eto Madagasikara
  • Kolontsaina malagasy
  • Tantarani Madagasikara
  • Jeôgrafian i Madagasikara
  • Foko eto Madagasikara
  • Tananani Madagasikara
  • Politika ao Madagasikara
  • Fivavahana eto Madagasikara
  • Fiteny eto Madgasikara
  • Faritra eto Madagasikara
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →