Back

ⓘ Bodo, mpihira. Bodoharisoa Razafindrazaka: fantatra aminny anarana hoe Bodo dia Mpanakanto Malagasy teraka taminny 21 Jolay 1966. Fantatra ihany koa amin ny hoe ..



Bodo (mpihira)
                                     

ⓘ Bodo (mpihira)

Bodoharisoa Razafindrazaka: fantatra aminny anarana hoe Bodo dia Mpanakanto Malagasy teraka taminny 21 Jolay 1966. Fantatra ihany koa amin ny hoe "La Diva De La Chanson Malgache".

                                     

1. Dingana nataony

1986: nanomboka nihira izy ka nandray anjara taminny fifaninana iray tamin’ny onjam-peo tsy miankina "TOP 16 sur la 2", ka laharana fahatelo izy taminizany. Ny taona 1987 izy vao nahazo ny laharana voalohany taminilay hira noforoniny mitondra ny lohateny hoe "Miandry Anao" ka nahazoany ny loka fivahinianana any ampitan-dranomasina. Tany no namoronany anilay hirany malaza hoe "Hody".

1989: Niaka-tsehatra voalohany, niarahana tamini Solo sy Hery tarika Njila

1991: Namoaka ny raki-kira "Neny" izy, izay mirakitra ny hira noforoniny sy i Naivo toa ani "Fony Aho" "Misy Farany" "Dada" "Neny" "Mpanarato" "Mba Hento Aho" "Fisarahana", ary niara-niseho sehatra tamini Poopy sy Landy ary ny tarika Johary. Ankoatra izay dia nianatra nilalao Tantara andapihazo ihany koa Izy.

1992: Niara-nihira Tamini Bessa sy Lola izy ka nampalaza azy ireo taminizany ilay hira hoe "Mba Te Hiantefa", "Hafa Ihany i Mama", "Ndao hihira" sns. Fantatra teo aminny sehatry ny "rock" malagasy ihany koa izy ary niara-niasa taminny mpamoron-kira aminny teny anglisy Sonny Clark izay namorona ny hirany nalaza taminizany toa ani "Mum is in and Dad is Out", "Go Dancing Tonight" na koa "Political skirmish" sy "Heart breaker".

1993: Namoaka ny raki-kirany voalohany i Bodo, mitondra ny lohateny hoe "Sombinaiko", ka nalaza taminizany "Bianco", "Ry Foko", "The regret is never before" sy ny maro samy hafa.

1994: Voafidy hisolo-tena ani Madagasikara nandritry ny jeux de la francophonie izay natao tany Frantsa, izay nahazoany ny medaly volafotsy taminny alalanilay hira noforoniny hoe "Diversités" sy Solitaire". Io taona io ihany koa no namoahany anilay raki-kira faharoa "Solitaire-Diversités" izay mirakitra ireo hira nampalaza azy toy ny "Mba Rahoviana", "Foiko Ho anao" na koa "Ny Fahitana anao" ary nahazo ny loka taminny Gasitsara.

1995: Nofidiani Dama ao aminny Mahaleo tarika i Bodo hiarahihira aminy ilay hira hoe "Mimoza". Voafidy ho Ambasadaoronny Unicef ihany koa izy, nandimby toerana ani Henri Ratsimbazafy.

1996: Namoaka ny Double Album "ZaTomany" sy "Fotsiny" i Bodo ary nanao ny TOUR de Mada 96.

1997: Namoaka ny rakikira evangelika "Tsangambato" izy ary niseho sehatra voalohany tao aminny Palais de sport niaraka tamini Poopy.

1998: Nilatsaka hofidiana ho solombavambahoaka i Bodo.

1999: Nivoaka ny rakikira "Mamiko", mirakitra ani "Safidy" "Modia" ary "Ataoko Akory".

2000: Niavaka teo aminny sehatry ny cabaret i Bodo taminny fahaizany miangaly ny hirani Whitney Houston, Mariah Carey na koa i Celine Dion. Niaka-tsehatra tao aminny palais des sports niaraka tamini Njakatiana.

2001: Nivoaka ny raki-kira "Ndao Handihy", mirakitra ani "Tsy izany" sy "Hiverina aho".

2003.Voafidy ho isanny mpitsara ny casting PAZZAPA izay nokarakarainny RTA izy, ary namoaka ny rakikirany "Aina Miray" izay nisy ani "Ankino", hira nalaza indrindra ny taona 2003 sy 2004.

2005: Nivoaka ny rakikira "Mety Ve", ary nosafidianny RTA ho reny mpiahy ny Pazzapa Izy. Nandray anjara taminny Che Bel Canto andiany faha-roa tao aminny Palais des Sports Mahamasina niaraka tamini Kix, Tovo JHay, Luc, Mahery, Jeannot

2006: Niditra teo aminny sehatry ny Sarimihetsika Malagasy ary nilalao taminilay horonantsary hoe "Poizina izy.

2007: ny volana febroary, nanakaiky ny andro fankalazana ny fetinny mpifankatia dia niaraka nanao fampisehoana i Bodo sy i Poopy, folo taona taty aoriana tao palais des sports, andro vitsivitsy alohanny fampisehoana dia efa guichet fermé, ary maro ny nitaraina fa tsy tafiditra ka dia niverina niakan-tsehatra indray izy roa ny volana septembre ary namoaka anilay raki-kira vaovao "Tia Foana". Namoaka raki-kira "Izaho Sy I Neny", izay rakikira manokana ho ani Reny Ihany koa i Bodo.

2009: niteraka ny zanany "Olontsoa" izy.

2010: Namoaka ny Raki-kira "Kilalao" sy DVD "Kilalaonao" izy.

2012: Namoaka ny Raki-kira "Ny Fitiavana avy Aminao", ary dia nisantatra ny coulisse on tv tao aminny TV plus Madagascar.

2013: Nivoaka ny Raki-kira "Accoustique namerenany ireo hira nampalaza azy aminny endriny akostika.

2015: Nivoaka ny Raki-kira vaovao "Tsy Miova Aho" nanamarihany ny 25 taona nihirany.

2015: Niara-niasa tamini Michel RANDRIA izy mpitendry gitara fanta-daza any ivelany ary namoaka ny raki-kira akostika "Aint Misbihavin" teo sehatra iraisam-pirenena.

2016: Fampisehoana nanamarika ny fiainanay notontosaina tao CC ESCA, izay natrehini Dadany no navoakany ho fahatsiarovana t alàlanny DVD "Satria tiako.Dada"

                                     

2. Raki-Kira

1993: Sombinaiko

  • Ry Foko
  • Mpanarato
  • Hody
  • Political skirmish
  • Heart Breaker
  • Dancing Tonight
  • The Regrets Is Never Before
  • Vetson-takariva
  • Bianco
  • Sombinaiko

1994: Solitaire - Diversités

  • Diversités
  • Solitaire
  • Mba rahoviana
  • Appel
  • Leo ny manao ny marina
  • Falifaly
  • Foiko ho anao
  • Boniment
  • Pleurs cachés
  • Ny fahitana anao
  • Miandry anao
  • Ne lâche pas ma main

1996: Za Tomany

  • Manimanina
  • Mitraka
  • Tsy Satry
  • Avelao hanantena
  • Ny tsia
  • Mitafa Irery
  • Manirery
  • Ambarambarao
  • Ianao
  • Paradisa
  • Aokizay
  • Satry

1996: Fotsiny

  • Ho antsika
  • Fotsiny
  • Lany fanahy
  • Ataoko ahoana
  • Ifonako
  • Malagasy
  • Ny anao sy ny azy
  • Nandao
  • Aza manahy
  • Lazao
  • Tso-drano
  • Rafehendrena

1997: Tsangambato

  • Mandalo ihany
  • Raha re
  • Isaoranay
  • Ianareo roa
  • Moa ve tsy ho lazaiko
  • Aro
  • Lalan-tsarotra
  • Sambatra
  • Tsy mba lapa

1999: Mamiko

  • Ianao
  • Modia
  • Fenofeno
  • Ataoko akory
  • Safidy
  • Valim-babena
  • Tsy vandivandy
  • Satria
  • Embona
  • Mamiko
  • Mamiko accoustic

2001: Ndao Handihy

  • Tia anao
  • Vali-babena remix
  • Ndao handihy
  • Valim-Pitia
  • Hiverina
  • Veloma
  • Hirani Neny
  • Hafatra
  • Tia Tiana sy
  • Anjelinao
  • Tsy izany
  • Ampy izay
  • Avelao Hifaly

2003: Aina Miray

  • Tsy angina
  • Ankino
  • Fenonao
  • Zanakao
  • Gasy mody
  • Hirani Neny
  • Aho tsy maninona
  • Aina Miray
  • SûrEau
  • Tsaroany

2005: Mety ve

  • Babo
  • Mety ve
  • Raha omenao
  • Vavaka
  • Tafahoatra
  • Ampamoizo
  • Ny fitiavanao
  • Rehefa eo ianao
  • Mankany aminao
  • Hafatra ho anao
  • Ilaiko aminao
  • Zaho sy ianao avec Kix/Tovo JHay/Luc/Jeannot/Mahery

2006: Accoustique

  • Mitafa Irery
  • Foiko Ho Anaoversion anglais)
  • Ianao
  • Lazao
  • Rehefa Eo Ianao
  • Tia Anao
  • Mamiko
  • Avelao Hifaly
  • Tsy Satriko
  • Embona
  • Sombiniaiko
  • Avelao Hanantena

2007: Izaho sy i Neny

  • Tso-drano
  • Ambarambarao
  • Neny
  • I Hafa ihany i Mama
  • Neny tiakao
  • HiranI Neny
  • Sombinaiko

2010: Kilalao

Kilalao CD

  • . Asa aloha
  • Angamba
  • Iaino
  • Efa ahy
  • Fo tia
  • Tsingerin-taona
  • Kilalao
  • Singa sarobidy
  • Fiainana
  • Bonus
  • Ny atao no Miverina

Kilalao VCD

  • Kilalao
  • Fiainana

2012: Fitiavana tena avy Aminao

  • Omeo ahy
  • Ho tanjona
  • Leo-ndranomaso
  • Fitahiana
  • Fitiavana tena avy Aminao
  • Ilay fitsaharana
  • Valim-bavaka
  • Resy lahatra
  • Eo am-pelatananao
  • Ianao

2013: Acoustique

  • Heart breaker
  • Modia
  • Nandao
  • The Regrets Is Never Before
  • Fenofeno
  • Ataoko Akory
  • Tsy Hangina
  • Manirery
  • Mpanarato
  • Malagasy

2015: Tsy Miova Aho

  • Tsy Very Maina
  • Tanora feat Agrad & Skaiz
  • Aim-panahy
  • Ny antsika no mety
  • Taloha
  • Aza Tsaraina
  • Fitia mikony
  • Tsy miova aho
  • Mangahiahy
  • Fihavanana

2016: Satria tiako. Dada

  • Singa sarobidy - Mosoara
  • Medley Fenonao - Mpanarato - Paradisa
  • Dada
  • Aimpanahy
  • Tsaroany
  • Medley Bianco - Mety ve
  • Medley Mangahiahy - Avelao hifaly
  • Fenonay
  • Falifaly
                                     

2.1. Raki-Kira 1993: Sombinaiko

  • Ry Foko
  • Mpanarato
  • Hody
  • Political skirmish
  • Heart Breaker
  • Dancing Tonight
  • The Regrets Is Never Before
  • Vetson-takariva
  • Bianco
  • Sombinaiko
                                     

2.2. Raki-Kira 1996: Za Tomany

  • Manimanina
  • Mitraka
  • Tsy Satry
  • Avelao hanantena
  • Ny tsia
  • Mitafa Irery
  • Manirery
  • Ambarambarao
  • Ianao
  • Paradisa
  • Aokizay
  • Satry
                                     

2.3. Raki-Kira 1996: Fotsiny

  • Ho antsika
  • Fotsiny
  • Lany fanahy
  • Ataoko ahoana
  • Ifonako
  • Malagasy
  • Ny anao sy ny azy
  • Nandao
  • Aza manahy
  • Lazao
  • Tso-drano
  • Rafehendrena
                                     

2.4. Raki-Kira 1997: Tsangambato

  • Mandalo ihany
  • Raha re
  • Isaoranay
  • Ianareo roa
  • Moa ve tsy ho lazaiko
  • Aro
  • Lalan-tsarotra
  • Sambatra
  • Tsy mba lapa
                                     

2.5. Raki-Kira 1999: Mamiko

  • Ianao
  • Modia
  • Fenofeno
  • Ataoko akory
  • Safidy
  • Valim-babena
  • Tsy vandivandy
  • Satria
  • Embona
  • Mamiko
  • Mamiko accoustic
                                     

2.6. Raki-Kira 2001: Ndao Handihy

  • Tia anao
  • Vali-babena remix
  • Ndao handihy
  • Valim-Pitia
  • Hiverina
  • Veloma
  • Hirani Neny
  • Hafatra
  • Tia Tiana sy
  • Anjelinao
  • Tsy izany
  • Ampy izay
  • Avelao Hifaly
                                     

2.7. Raki-Kira 2003: Aina Miray

  • Tsy angina
  • Ankino
  • Fenonao
  • Zanakao
  • Gasy mody
  • Hirani Neny
  • Aho tsy maninona
  • Aina Miray
  • SûrEau
  • Tsaroany
                                     

2.8. Raki-Kira 2003: Best Of

CD 1

  • Tsy izany
  • Ento aho
  • Modia
  • Rafahendrena
  • Paradisa
  • Ndao handihy
  • Ataoko akory
  • Mba rahoviana
  • Heart breaker
  • Ny Tsia

CD 2

  • Fotsiny
  • Sombinaiko
  • Ampy izay
  • Ny fahitana anao
  • Ifonako
  • Foiko ho anao
  • Miandry anao
  • Satria
  • Bianco
  • Safidy
  • Avelao hifaly
  • Ry foko
                                     

2.9. Raki-Kira 2005: Mety ve

  • Babo
  • Mety ve
  • Raha omenao
  • Vavaka
  • Tafahoatra
  • Ampamoizo
  • Ny fitiavanao
  • Rehefa eo ianao
  • Mankany aminao
  • Hafatra ho anao
  • Ilaiko aminao
  • Zaho sy ianao avec Kix/Tovo JHay/Luc/Jeannot/Mahery
                                     

2.10. Raki-Kira 2006: Accoustique

  • Mitafa Irery
  • Foiko Ho Anaoversion anglais)
  • Ianao
  • Lazao
  • Rehefa Eo Ianao
  • Tia Anao
  • Mamiko
  • Avelao Hifaly
  • Tsy Satriko
  • Embona
  • Sombiniaiko
  • Avelao Hanantena
                                     

2.11. Raki-Kira 2007: Tia foana album duo avec poopy

  • Hankany Aminao Bodo
  • Medley Dance Tsy Izany/Izay manao ny marina/Taloha/Misy farany
  • Raha Toa
  • Lazao Ahy Fa. Poopy
  • Medley Slow Fony Aho/Afenina/Hody/Tsy Natolony/Sombinaiko/Tolory Tanana
  • Tia Foana
  • Afenina/Tsy Maninona Aho
                                     

2.12. Raki-Kira 2007: Izaho sy i Neny

  • Tso-drano
  • Ambarambarao
  • Neny
  • I Hafa ihany i Mama
  • Neny tiakao
  • HiranI Neny
  • Sombinaiko
                                     

2.13. Raki-Kira 2010: Kilalao

Kilalao CD

  • . Asa aloha
  • Angamba
  • Iaino
  • Efa ahy
  • Fo tia
  • Tsingerin-taona
  • Kilalao
  • Singa sarobidy
  • Fiainana
  • Bonus
  • Ny atao no Miverina

Kilalao VCD

  • Kilalao
  • Fiainana
                                     

2.14. Raki-Kira 2011: Kilalaonao. DVD LIVE

DVD 1:

  • Ankino
  • Political Skrimish
  • Vavaka
  • Babonao
  • Tsy Hangina
  • Aina Miray
  • Fony Aho
  • Mba Rahoviana
  • Sombiniaiko
  • Dada / Mba Ento Aho
  • Mihira Aho Satia
  • Bianco
  • Rehefa Eo Ianao
  • Paradisa An-tany
  • Heart Breaker
  • Générique
  • Leo Ny Manao Ny Marina
  • Ny Ntsia

DVD 2:

  • Ataoko Akory
  • Aokizay
  • Mpanarato
  • Misy Farany
  • Rahafahendrena
  • Ndao Handihy
  • Modia
  • Mety Ve
  • Medley Slow
                                     

2.15. Raki-Kira 2011: Mizara

  • Tena fitia avec Balita Marvin
  • Mahery ny fitia avec Rija Ramanantoanina
  • Somainao zaho avec Francisiko
  • Tso-drano avec Mitia
  • Fitiava-namana avec Luk
  • Tojo avec Solo
  • Mba te hiantefa avec Mahery
  • Satria avec Hery
  • Fisarahana avec Naivo
  • Satria avec Malala
  • Tia foana avec Poopy
  • Talenta avec Max Exception
                                     

2.16. Raki-Kira 2012: Fitiavana tena avy Aminao

  • Omeo ahy
  • Ho tanjona
  • Leo-ndranomaso
  • Fitahiana
  • Fitiavana tena avy Aminao
  • Ilay fitsaharana
  • Valim-bavaka
  • Resy lahatra
  • Eo am-pelatananao
  • Ianao
                                     

2.17. Raki-Kira 2013: Acoustique

  • Heart breaker
  • Modia
  • Nandao
  • The Regrets Is Never Before
  • Fenofeno
  • Ataoko Akory
  • Tsy Hangina
  • Manirery
  • Mpanarato
  • Malagasy
                                     

2.18. Raki-Kira 2015: Tsy Miova Aho

  • Tsy Very Maina
  • Tanora feat Agrad & Skaiz
  • Aim-panahy
  • Ny antsika no mety
  • Taloha
  • Aza Tsaraina
  • Fitia mikony
  • Tsy miova aho
  • Mangahiahy
  • Fihavanana
                                     

2.19. Raki-Kira 2015: AINT MISBEHAVEN Album International en Duo purement acoustique avec MICHEL RANDRIA guitare

  • Honeysuckle rose
  • Anjavidy
  • Miandry anao
  • Miala tsiny
  • La belle vie
  • Black Trombone
  • Aint misbehavin Malagasy version
  • Aint misbehavin
  • Witchcraft
  • Tanisa
  • Fotsiny
                                     

2.20. Raki-Kira 2016: Satria tiako. Dada

  • Singa sarobidy - Mosoara
  • Medley Fenonao - Mpanarato - Paradisa
  • Dada
  • Aimpanahy
  • Tsaroany
  • Medley Bianco - Mety ve
  • Medley Mangahiahy - Avelao hifaly
  • Fenonay
  • Falifaly
                                     

3. VIDEOCLIP

  • 1990
  • Miandry anao
  • Ry Foko
  • Neny
  • 1992
  • Mpanarato
  • 1993
  • Vetson-takariva
  • 1994
  • Mba rahoviana
  • Foiko ho anao
  • Leo ny manao ny marina
  • 1995
  • Aokizay
  • 1996
  • Ambarambarao
  • Mitafa Irery,
  • Manirery
  • Nandao
  • Ho Antsika feat Do Rajohnson
  • 1998
  • Ataoko akory
  • 1999
  • Mamiko
  • Modia
  • Safidy
  • 2001
  • Ndao handihy
  • Hiverina aho
  • 2002
  • Avelao Hifaly
  • Tsy Izany
  • Hirani Neny
  • 2003
  • Aina Miray
  • Fenonao
  • Ankino
  • 2004
  • Izaho Sy Ianao feat Kix,Tovo Jhay,Kiady,Mahery,Luc
  • Tsy hangina
  • Tsaroany
  • 2005
  • Ampamoizo
  • Vavaka
  • Mety ve
  • 2006
  • Rehefa eo ianao
  • Ny fitiavanao
  • Babonao
  • 2007
  • tia foana feat Poopy
  • medley feat Poopy
  • Neny
  • Neny Tiako
  • 2008
  • Fly Away,
  • 2010
  • Kilalaonao
  • Fiainana
  • 2011
  • Angamba
  • 2013
  • Aim-panahy
  • Tsy very maina
  • 2014
  • Mangahiahy
  • Tanorafeat Agrad & Skaiz
  • 2017,
  • Mifampitantana feat Poopy
  • 2018
  • Toerana Kely feat Njakatiana


                                     

3.1. VIDEOCLIP 2006 Bodo La Diva

  • Fenonao
  • Ankino
  • Aina miray
  • Safidy
  • Babo
  • Hiverina
  • Hirani Neny
  • Tsy izany
  • Tsaroany
  • Avelao hifaly
  • Intro
  • Ndao handihy
  • Ataoko akory
  • Tsy hangina
  • Mamiko
                                     

3.2. VIDEOCLIP 2014 Retour aux sources

  • Together again
  • Kilalao
  • Dancing round and round
  • Angamba
  • Fiainana
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →