Back

ⓘ Tononkalo. Ny tononkalo dia karazan-dahabolana na lahatsoratra natao andalana mifanarakaraka misy ngadona sy firindrana ary fitsipika mifehy ny fiafaranny andal ..



                                               

Poeta

                                               

Haisoratra

Ny haisoratra dia vondron’asa vita teny. Soratana ny ankamaroan’izy ireo fa misy ihany koa ireo tenenina. Ny literatiora dia midika ny asan-tononkalo ary haisoratra izay tsara endrika.

                                               

Pénombre Andriampenomanana

I Pénombre Andriampenomanana dia teraka taminny 11 Janoary 1914. Isanireo nanangana UPEM. Nanoratra tononkalo amin ny teny frantsay sy malagasy. Commandeur des arts et des lettres izy. Nahazo ny loka voalohany fifaninana taminny onjapeo Malagasy 70.

                                               

Bokinny Salamo

Ny Bokinny Salamo, na Salamo, dia boky ao aminny Baiboly, ao aminny Testamenta Taloha izay misy amboaran-kira sy tononkalo fiderana anAndriamanitra miisa 150. Voasokajy ho bokim-pahendrena izy ao aminny Baiboly kristiana. Voasokajy ho isanireo atao aminny teny hebreo hoe Ketuvim izy ao aminny Tanakh.

                                               

Efrema Siriana

I Efrema Siriana na Efrema avy any Nisîba na Efrema Siriaka dia diakra na diakona sy teolojiana nanoratra taminny fiteny siriaka taminny taonjato faha-4 tany aminny faritri Asiria. Maro ny antokom-pivavahana kristiana manao azy ho olo-masina ka isanizany ny Fiangonana katolika sy ireo Fiangonana ortodoksa. Maro ny hiram-pivavahana sy ny tononkalo noforoniny. Teraka tao Nisîba taminny taona 306 izy ary maty taminny taona 373 tao Edesa. Isanireo Kristiana atao hoe Rainny Fiangonana izy. Atao hoe ܐܦܪܝܡ ܣܘܪܝܝܐ / ʾAfrēm suryāyā ou ʾAfrēm suryoyo izy aminny teny siriaka, Ἐφραίμ ὁ Σῦρος, Ephraím ...

                                               

Tsodranoni Mosesy

Ny Tsodranoni Mosesy na Tsodranoni Môizy dia anarana iantsoana ny tononkalom-paminaniana hita ao amin’ny Bokinny Deoteronomia, izay miseho ho fitsofan-drano natani Mosesy anireo fokoni Israely. Mitovy ny lohahevitrio tononkalo io sy ny anny Tsodranoni Jakoba, nefa tsy dia misy fitovizany firy ny votoatinireo tononkalo roa ireo, afa-tsy ny fampitahany ny iray aminireo foko ireo ho toy ny mpitsara ary ny iray hafa ho toy ny "zana-diona", na dia i Gada no zana-diona ary i Dana no mpitsara ao aminny Tsodranoni Mosesy fa i Dana no mpitsara ary i Jodà no zana-diona ao aminny Tsodranoni Jakoba. T ...

Tononkalo
                                     

ⓘ Tononkalo

Ny tononkalo dia karazan-dahabolana na lahatsoratra natao andalana mifanarakaraka misy ngadona sy firindrana ary fitsipika mifehy ny fiafaranny andalana tsirairay mbaminny fomba hahakanto azy sady miompana aminny lohahevitra iray no natao hiantefa aminny saina sy ny fihetseham-po.

                                     

1. Rohy samihafa

  • : Takelaky ny havatsa ao Frantsa
  • : Tranonkala mampifandray ny poeta sy ny mpakafy poezia malagasy
  • : Toerana hanangonana tononkalo
  • : Takelaka momba ny haisoratra Malagasy taloha sy ankehitriny
  • : Tononkalo malagasy
                                               

Hirani Mosesy

Ny Hirani Mosesy na Fihirana nataini Mosesy na Hirani Moizy dia ilay tononkalo hita ao aminny Bokinny Deoteronomia ao aminny Baiboly izay nivoaka talohanny hahafetesani Mosesy teo aminny tendrombohitra Nebo. Indraindray dia ny toko faha-32 iray manontolo no atao hoe Hirani Mosesy na dia ny ampahanio toko io ihany aza no tena tondroina aminizany, ny andininy faha-44 hatraminny faha-52 dia tsy isanizany. Araka ny Baiboly dia i Mosesy no namorona anio tononkira io.

Suman Pokhrel
                                               

Suman Pokhrel

Suman Pokhrel dia poeta, mpanoratra tononkalo, mpilalao horonantsary, mpandika teny, ary mpanakanto maro, izay heverina ho iray aminireo feo manintona lehibe indrindra ao Azia Atsimo. Nalaza ny asany ary navoaka iraisam-pirenena. Suman Pokhrel dia mpanoratra ihany no nahazo ny Loka literatiora SAARC indroa. Nahazo io loka io taminny taona 2013 sy 2015 izy noho ny tononkalony manokana sy ny fandraisany anjara aminny tononkalo sy ny zavakanto aminny ankapobeny any aminny faritra atsinanani Azia.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →