Back

ⓘ Injenieria. Ny injerineria dia ny fampiharana ny fahaizana siantifika, ara-toekarena ary ara-tsosialy aminny famoronana, fanamboarana, fikojakojana ary aminny f ..



                                               

Lakandranoni Panama

Ny lakandranoni Panamá dia lakandrano namboarinny olombelona, mampita ny andilan-tanini Panamá any Amerika Afovoany. Ny lakandranoni Panamá dia lakandrano namboarina eo anelanelanny Ranomasimbe Pasifika sy ny Ranomasimbe Atlantika, ao Panamá no misy azy. Ny fanamboarana azy dia anisanny tetikasa ho anny injenieria anisanny sarotra indrindra natao. Ny vokany teo aminny varotra miampita ranomasina dia goavana be, satria tsy mila miampita ny lalana makany aminny Tanjona Horn intsony ny sambo; ny tanjona Horn dia tanjona any aminny farany atsimonny Amerika Atsimo. Ny sambo avy ao New York maka ...

Injenieria
                                     

ⓘ Injenieria

Ny injerineria dia ny fampiharana ny fahaizana siantifika, ara-toekarena ary ara-tsosialy aminny famoronana, fanamboarana, fikojakojana ary aminny fanatsarana ny rafitra ary ny fitaovana.

                                     

1.1. Fianarana Etazonia

Any Etazonia dia mandalo aminny oniversite na anjerimanontolo ny ankamaroanny injeniera hahazoana diplaoma. Mankany an-tsekoly mandritra ny efa-taona mba hahazo mari-pahaizana lisansa aminny injenieria ny ankamaroanny vahoaka te ho injeniera. Afaka miditra aminny fandaharana dôktôrà ny manana mari-pahaizana Master mba hahazo diplaoma dôktôrà na PhD. Efa-taona ihany koa no ilaina aminio fandaharana io ary ao aminizany ny famelabelaran-kevitra aminny lohahevitra nikarohany. Rehefa ampy ny traikefa azo aminny asa dia afaka manao ho Injeniera matihanina professional engineer izy na manamafy ny fahaizany manokana.

                                     

1.2. Fianarana Fanjakana Mitambatra

Any Fanjakana Mitambatra, ny diplaoma ho injeniera ao aminny anjerimanontolo dia na telo taona na efatra taona. Aminny oniversite maro dia mahazatra ny maka injenieria aminny famaizana iray ihany oh: injeniera sivily na aerônaotika. Manolotra fandaharana ho toy ny dokotera ny filozofia PhD na ny dokotera ny injeniera EngD ihany koa ny anjerimanontolo britanika.

                                     

1.3. Fianarana Frantsa

Ny fomba tsara indrindra ho injeniera ao Frantsa dia ny mandray ny CPGE classe Preparatoire les Grandes Écoles dia ny kilasy frantsay ho anny sekolininjeniera nandritra ny roa taona, ary avy eo nianatra nandritra ny telo taona ao aminny "École dIngénieur" Engineer ny sekoly. Afaka mianatra koa ny ao aminny IUT Institut universitaire technologique nandritra ny roa taona, ary avy eo mianatra telo taona tao aminny "École dIngénieur".

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →