Back

ⓘ Mozika malagasy. Salegy Ny salegy dia mozika sy dihy avy ao Madagasikara izay nipoitra avy aminny faritra avaratra sy avaratra andrefani Madagsikara. Baoejy Ny ..



                                               

Martin Lotera

Martin Lotera dia teôlôjiana alemàna isan ireo nitarika ny Fanavaozam-piangonana na Reformasiona prôtestanta tamin ny taonjato faha-16, teraka tamin ny 10 Novambra 1483 tao Eisleben ary maty tamin ny 28 Febroary 1546 tao Eisleben ihany koa. Ny fanavaozam-piangonana notorin i Martin Lotera dia nisy vokany lehibe teo amin ny fandrosoan ny kristianisma ary ny foto-pampianarana nipoitra tamin izany dia nisy akony teo amin ny fianinan ny vahoakan i Eorôpa, tsy amin ny ara-pivavahana ihany fa amin ny lafiny ara-politika sy ara-toekarena koa. Nisahirana ny amin ireo fanontaniana momba ny fahafate ...

                                               

Aborijina ny Aostralia

Hozy ny Aostralianina, ny olona Aborijina: raha olona miteny hoe aborijina izy raha miaiky ny mponina aborijina hoe aborijina izy. raha olona manana razana Aborijina Tsy maintsy tokony feno ireo fiapetra telo ireo ; aminy dika ofisialy, aborijina enao na tsia ; ny lokonoditra tsy fiapetra iray satria misy aborijina manana lokonoditra fotsy faha aborijina kanefa izy, io dika io koa izy rehefa miresaka mombanny tera-tany ny Detroit de Torres

Mozika malagasy
                                     

ⓘ Mozika malagasy

Salegy

Ny salegy dia mozika sy dihy avy ao Madagasikara izay nipoitra avy aminny faritra avaratra sy avaratra andrefani Madagsikara.

Baoejy

Ny baoejy na bahoejy dia karazana mozika avy ao Madagasikara. Any avaratri Madagasikara, indrindra ny faritra Sofia no tena mampalaza ny baoejy ary efa miparitaka eranny nosy. Ny zavamaneno miaraka aminy dia ny angorodao sy ny kabosy ary ny hazolahy. Efa misy koa ny mpanakanto no mitendry baoejy aminny gitara.

Kilalaky

Ny kilalaky dia mozika avy any aminny faritra atsimo andrefan i Madagasikara.

Tsapiky

Ny tsapiky dia mozika malagasy avy any aminny faritra atsimo andrefani Madagasikara.

Zafindraony

Ny zafindraony dia karazan-kira malaza any aminny faritry ny Betsileo zay voktry ny fiezahanny Malagasy hampifangaro ny fomba fihira vazaha sy ny anny malagasy, taminny nidiranny fivahana kristiana teto Madagasikara, ka ahenoana olona maro mihira sy mizara feo. Matetika ny hira fifohazana ao aminireo fiangonana prôtestanta izy tsy noforoninny Vazaha dia hira zafindraony.

Hira gasy

Ny hiragasy na hira gasy dia fampisehoana atrehinny vahoaka izay mitovitovy aminny tantara tsangana na teatra atao an-kira. Ny hiragasy dia fitambaranny feon-javamaneno sy hira ary dihy mampiavaka ny kolontsainny faritra afovoan-tany eto Madagasikara, indrindra ny Merina. Atao ankalamanjana na anaty efitrano ny fampisehoana. Matetika dia mitafy malabary miloko mena marevaka sy mipataloha ny lehilahy mpanao hiragasy, fa ny vehivavy kosa mitafy lamba sy akanjom-behivavy miloko mavokely na maitso.

Basesa Beko Malesa Kaoitry Batrelaka Vakisaova Banaiky Mangaliba
                                     

1. Zavamaneno malagasy

Ambio

Ny ambio zavamaneno malagasy vita aminny hazo mafy roa izay mikarantsana rahefa ampifampikapohina.

Amponga Atranatrana Belamaky Jejy voatavo Kabosy

Ny kabosy dia zavamaneno malagasy. Mitovy endrika aminny gitara ny kabosy saingy kely.

Katsa na Faray Kililioka Langoraony

Lokanga

Ny lokanga dia zavamaneno fahita ao Madagasikara. Ny foko Bara no niavian ny lokanga. Mitovitovy amin ny lokangam-bazaha ny lokanga saingy telo ny isan ny tadiny.

Marovany

Ny marovany dia zavamaneno malagasy mitovy amin ny valiha nefa lehibe sady misy tadiny maro noho ny valiha.

Sodina

Ny sodina dia zavamaneno tsofina amin ny vava, toy ny fantsona mahitsy, misy lavaka milahatra manaraka ny halavany izay tampenana manontolo amin ny rantsan-tanana afa-tsy ny iray izay avela hivoha mba hivoahan ny haavompeo tiana ho heno. Amin ny teny indôneziana dia atao hoe suling ny sodina.

Sosoly

Taralila

Ny taralila dia karazana angorodao fahita any amin ny faritry ny Betsimisaraka, ao Madagasikara.

Tsikadraha Valiha

Ny valiha dia zava-maneno malagasy vita amin ny volontsangana, miendrika varingarina sady misy tadiny maro manaraka ny andavany.

                                               

Tuvalu mo te Atua

Ny Tuvalu mo te Atua no hiram-pirenena ny Tuvalu sy nolaniana taminny 1978. Ny hiram-pirenena dia voasoratra ary ahitana ny Afaese Manoa.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →