Back

ⓘ Haja, sikidy. Ny Haza na Haja, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahiraika ambinny folo, isanireo tsanganan-tsikidy valo atao hoe ter ..



                                               

Abily

Ny Abily, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahenina, iray aminny tsanganan-tsikidy fahenina, izay apetraka any aminny farany ambony, isanireo atao hoe renin-tsikidy, izay matetika tsy alahatra ho hita maso fa ao an-tsainny mpisikidy fotsiny, noho izy vokatry ny famakiana marindrano ny tsanganan-tsikidy efatra voalohany manandrify ny tratranireo tsanganan-tsikidy ireo. Ny tsanganan-tsikidy eo alohany dia ny Fianahana fa ny manarakaraka azy dia ny Alisay sy ny Fahavalo. Ny tsanganana valo manaraka dia lazaina hoe tera-tsikidy. Misy vaniny efatra toy ny tsanganan-t ...

                                               

Alisay

Ny Alisay, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahafito, izay mipetraka ao aminny faàfana farany ambony, isanireo atao hoe renin-tsikidy, izay matetika tsy alahatra ho hita maso fa ao an-tsainny mpisikidy fotsiny, noho izy vokatry ny famakiana marindrano ny tsanganan-tsikidy efatra voalohany manandrify ny vanianireo tsanganan-tsikidy ireo. Misy vaniny efatra toy ny tsanganan-tsikidy malagasy rehetra ny Alisay, misy "lohany" sy "tratrany" sy "valahany na "vaniany" ary "tongony". Ny Abily dia mety hiseho ao aminny iray aminireo sora-tsikidy enina ambinny folo toy ny ...

                                               

Tera-tsikidy

Ny tera-tsikidy, ao aminny sikidy malagasy, dia ireo tsanganan-tsikidy azo avy aminny fanakambanana na fampivadiana an-tsaina tsiroaroa ny tsanganan-tsikidy efa misy rahateo, ka ny akambana voalohany dia ireo atao hoe "renin-tsikidy" izay ahitana tsanganana valo. Mba hahazoana ny tera-tsikidy dia atambatra ny samy lohan-tsikidy, atambatra ny samy tratrany, atambatra ny samy vaniany ary atambatra ny samy tongony. Raha ankasa ny isa azo dia tsorina ho voa roa aminny farany ny fanambarana, fa raha tsy ankasa dia tsorina ho voa tokana. Ny tsanganan-tsikidy manana laharana tsy ankasa no azo voa ...

                                               

Bilady

Ny Bilady, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahefatra, iray aminny tsanganan-tsikidy enina ambinny folo, izay apetraka any aminny farany ambony sy laharana fahefatra avy ankavanana ao aminny fàfana itambaranny tsanganan-tsikidy rehetra. Isanireo atao hoe renin-tsikidy ny Bilady, ka ny tsanganana, izay samy renin-tsikidy, eo alohany dia ny Tale sy ny Maly ary ny Fahatelo ary ny hafa manarakarala azy dia ny Fianahana, ny Abily, ny Alisay ary ny Fahavalo. Ny tsanganana valo manaraka dia lazaina hoe tera-tsikidy. Misy vaniny efatra toy ny tsanganan-tsikidy malagasy ...

                                               

Renin-tsikidy

Ny renin-tsikidy dia ireo tsanganan-tsikidy valo voalohany aminny sikidy malagasy izay azo aminny alalanny fisarihana voan-tsikidy, ka ny fifanampiananizy ireo no mamorona ireo anao hoe "tera-tsikidy". Ny tsanganana iray ao aminny renin-tsikidy dia foroninny voan-tsikidy efatra hatraminny valo alahatra roa na iray avy ambony mianambany ka ny voan-tsikidy iray na roa voalohany dia atao hoe "lohany", ny faharoa "tratrany", ny fahatelo "valahany" na "vaniany" ary ny fahefatra farany "tongony".

                                     

ⓘ Haja (sikidy)

Ny Haza na Haja, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahiraika ambinny folo, isanireo tsanganan-tsikidy valo atao hoe tera-tsikidy, izay apetraka any aminny fàfana faharoa eo ambaninireo atao hoe renin-tsikidy, vokatry ny fampifanampiana ny soratry ny Fianahana sy ny Abily. Misy vaniny efatra toy ny tsanganan-tsikidy malagasy rehetra ny Haja na Haza, misy "lohany" sy "tratrany" sy "valahany na "vaniany" ary "tongony".

Ny Haja dia mety hiseho ao aminny iray aminireo sora-tsikidy enina ambinny folo toy ny Tareky 1 1, ny Jama na Asombola 2 2, ny Asorasady 2 1 1, ny Alahasady 1 2 2, ny Alitsimay 2 1 2, sns.

Mba hahazoany ny soratry ny Haja ny mpisikidy dia manambatra ny isam-boan-tsikidy ao aminny soratry ny Fianahana sy ny Abily, ka ny fitambaranny lohanireo tsanganan-tsikidy roa ireo no lohany, ny fitambaranny tratranireo tsanganan-tsikidy roa ireo no tratrany, ny fitambaranny vanianireo tsanganan-tsikidy roa ireo no vaniany, ary ny fitambaranny tongotrireo tsanganan-tsikidy roa ireo no tongony.

Ny fampifanampiana ny isanny voan-tsikidy mifanandrify ao aminny soratry ny Fahasivy sy ny anny Haja no manome ny tsanganana Ombiasa faha-12.

Manondro ny hanina na sakafo ny Haja.

                                     

1. Jereo koa

Tsanganan-tsikidy

Tale, Maly, Fahatelo, Bilady, Fianahana, Abily, Alisay, Fahavalo, Fahasivy, Ombiasa, Haja, Zanahary na Haky, Asorotà,Tovolahy na Saily, Lalana, Trano na Kiba.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →