Back

ⓘ Vikram Samvat. Ny Vikram Samvat na Tetiandro Vikramy dia tetiandro ara-tantara hindo, manara-bolana sy masoandro, nampiasaina ao aminny zana-kontinenta indiana. ..



                                               

980

                                               

2013

Ankehitriny ny pejy mikasika ny taona 2013 ao aminny Kalandrie gregoriana Ny taona 2013 nanomboka taminny andro Fahatelo. Izany dia any aminny faha-13 taona ny taonarivo faha-3 sy faha-3 taona ny folo taona 2010. Farany, dia ny 2013ο taona ny Kristianina Tetiandro. Ny taona 2013 dia nanambara toy ny taona Constantin Cavafy. Koa izany no heverina araka ny Taona ny Bibilava araka ny kalandrie sinoa.

                                               

834

                                               

2019

Io pejy io mifandray aminny taona 2019 ao aminny Kalandrie gregoriana Ny taona 2019 dia manomboka aminny andro talata. Izany no faha-19 taona ny taonarivo faha-3 sy faha-9 taona ny folo taona 2010. Farany dia ho aminny 2019ο taona ny Kristianina Tetiandro.

                                               

929

                                               

625

                                     

ⓘ Vikram Samvat

Ny Vikram Samvat na Tetiandro Vikramy dia tetiandro ara-tantara hindo, manara-bolana sy masoandro, nampiasaina ao aminny zana-kontinenta indiana. Io no tetiandro ôfisialin i Nepaly. Ampiasaina ao aminny fanjakana maro ao India ity tetiandro ity.

Ireto ny anaram-bolana ao aminio tetiandro ioː

  • Kārtikā Oktobra–Novambra
  • Jyaiṣṭha Mey–Jona
  • Pauṣa Desambra–Janoary
  • Vaiśākha Avrily–Mey
  • Bhādrapada Aogositra–Septambra
  • Chaitra Marsa–Avrily
  • Srāvana Jolay–Aogositra
  • Asvinā Septambra–Oktobra
  • Phālguna Febroary–Marsa
  • Māgha Janoary–Febroary
  • Agrahāyaṇa Novambra–Desambra
  • Asādha Jona–Jolay
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →