Back

ⓘ Mara Carson Rangers dia teraka taminny taona 1959 tany aminny faritra atsimoni Madagasikara. Maro ny karazana mozika nianarany, na bàn-kira vahiny na bàn-kira m ..



                                               

1902

Ikio Satō Henry Muller Raymond Naves Renato Fasano Daniel Lecourtois Henri Barbé Herbert Kenneth Airy Shaw Rahamim Naouri John McCone Georges Poulet Moacyr Siqueira de Queiróz Paul Guilfoyle acteur né en 1902 Tong Dizhou Cyrille VI dAlexandrie Émile Benveniste Marcel Breuer Jean Morère Luis Cernuda Nicolas Engel Solange Sicard Eric Liddell André Lanskoy Pierre Chevalier alpiniste, spéléologue Jean-Philippe Lauer Charles Lindbergh Gerhard Krüger George Murphy Mary Philbin Balthasar Linsinger Camille Van de Casteele Paul Guèvremont Guy Sabran Tiemoko Garan Kouyaté Alfred Borel Aimé Perpillou ...

                                     

ⓘ Mara Carson

Mara Carson Rangers dia teraka taminny taona 1959 tany aminny faritra atsimoni Madagasikara.

Maro ny karazana mozika nianarany, na bàn-kira vahiny na bàn-kira malagasy. Efa niara-niasa taminny Tarika Sammy sy ny tarika Lolo sy ny tariny izy. Taminny taona 1980 no niakarany an-tsehatra voalohany, ary ny taona 1981 no nitsangananny tarika Carson. Mbola nanohy ny fianarany momba ny "Lalàna" teny aminny Anjerimanontolo izy nandritra izany.

Isanireo hira nahalalana azy taminizany ny Oram-pahavaratra 1982, Manina anao 1983, Fasana faharoa 1986. Ny taona 1988 izy no namorona sy nilalao ny feon-kira nandravaka ilay horonantsary hoe "Angano angano, Contes et légendes de Madagascar" izay notontosaini Cesar Paes.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →