Back

ⓘ Andriamanarivo Paoly Rabe. DadaRabe dia mpanoratra malagasy teraka taminny taona 1968 tao Antananarivo. Nianatra teny Ankatso ary nivoaka ho dokotera. Nanohy fi ..



                                     

ⓘ Andriamanarivo Paoly Rabe

DadaRabe dia mpanoratra malagasy teraka taminny taona 1968 tao Antananarivo. Nianatra teny Ankatso ary nivoaka ho dokotera. Nanohy fianarana tany Frantsa izy ary nahazo ny mari-pahaizana manokana momba ny "Psychiatrie". Niverina tao Madagasikara izy ny taona 2007 ary mampianatra ao aminny faculté de médecine ao Mahajanga.

                                     

1. Ny sanganasany

Manoratra tononkalo aminny teny malagasy no tena ataony. Mpikambana mpanorina ny HAVATSA-UPEM Frantsa.

Namoaka boky tononkalo izy taminny taona 2003: "Dia nisy ny mazava". Misy tononkalo 700 eo ho eo nosoratany.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →