Back

ⓘ Rajoelina Andry. I Andry Rajoelina no iantsoana and Rajoelina Andry Nirina teraka tamin ny 30 Mey 1974. Mpanao pôlitika malagasy ary mpanana radio sy televiziôn ..



                                               

Ratsirahonana Norbert Lala

Norbert Lala Ratsirahonana dia mpanao politika teraka ny 18 Novambra 1941 Olona niezaka mba ampandroso ny firenena taminny fanampiana sy fananarana ny mpitondra. Namorona ny antoko AVI sy ny televiziona Ravinala.

                                               

Tanora Malagasy Vonona

Tanora Malagasy Vonona dia antoko politika ao Madagasikara. Ny mpitondra azy io dia ny filohanny tetezamita Andry Rajoelina izay nandahatra azy talohanny fifidiananny benny tanàna tao Antananarivo taminny 2007.

                                               

Covid Organics

Ny Covid Organics, izay hafohezina amin ny hoe tambavy CVO, dia tambavy azo amin ny fandrahoana singa avy amin ny artemizià sy zavamaniry hafa izay nambaran ny filoham-pirenena malagasy Andry Rajoelina fa azo isorohana sy anasitranana ny aretina avokatry ny Coronavirus.

                                               

Onitiana Realy

Onitiana Realy dia mpanao gazety malagasy ao aminny fahitalavitra TV Plus Madagascar. Teny aminny OniversitenAntananarivo no nandratoany fianarana momba ny asa fanaovan-gazety. Efa nianatra teo anivonny CEDS ihany koa izy. Ankehitriny dia izy no minisitry ny mponina eto aminny fanjakana malagasy Ny taona 2002, taorianny niantombohanny raharaha 2002 no nanomboka nahitana azy tao aminny fandaharana linvité du Zoma isaky ny zoma aorianny fampahalalam-baovao aminny 8 ora alina. Anisanny nanampy azy betsaka teo aminny asany ny nandraisany ny vahiny Francisque Ravony, praiministra teo aloha nand ...

                                               

Artemisia annua

Ny Artemisia annua, izay antsoin ny Malagasy koa amin ny anarana nohagasina hoe Artemizià, dia karazana zavamaniry ao amin ny fianakavian ny Asteraceae, avy any Eorasia sy any Afrika Avaratra, izay efa nampidirina koa tany aloha be tao amin ireo faritra manana toetany antonony ao Amerika, ary hatramin ny taona 1991 dia nampidirina tao Afrika atsimon i Sahara sy any Amerika Latina. Karazan-javamaniry madinika ny artemisia, izay ampiasaina amin ny fitsaboana nentim-paharazana sinoa mba hiadiana amin ny tazo sy ny virosy. Ny artemisia annua dia ahitana singa simika maro ka isan izany ny artem ...

                                               

30 Mey

1835: Amand Struve - injeniera 1786: András Fáy - mpanoratra, mpanao politika, Poeta Philip Watts 1471: Albrecht Dürer - mpanao matematika Pierre-Karl Fabergé - mpamorona 1846 1816: Jacob Smith Jarmann - injeniera 1851 1848: Alberto Capilupi de Grado - injeniera, mpanao politika Gunvald Aus Heinrich Müller-Breslau - injeniera sivily, injeniera 1893: Aud Egede-Nissen - mpilalao, talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary 1908 1860: Harry Livesey - injeniera sivily, injeniera 1897: Alfred Moss - mpitsabo nify André Cheuva 1896: Howard Hawks - mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, talen-k ...

Rajoelina Andry
                                     

ⓘ Rajoelina Andry

I Andry Rajoelina no iantsoana and Rajoelina Andry Nirina teraka tamin ny 30 Mey 1974. Mpanao pôlitika malagasy ary mpanana radio sy televiziôna.

Izy no ben ny tanànan Antananarivo nanomboka ny 12 Desambra hatramin ny 3 febroary 2009 mialoha ny nametrahany ny fahefana ho an i Michelle Ratsivalaka izay nosoloina koa an i Edgard Razafindravahy avy any Ambohimalaza toa an i Rajoelina.

Nanao ny fianianana amin ny maha Filohan ny Tetezamita azy izy ny 21 Martsa 2009 na dia tsy nankatoavin ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin izany ny taratasy avy amin ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.

                                     

1. Filoha avonny tetezamita

Ny 17 Martsa 2009, lasa Filoha Avon ny Tetezamitan ny Repoblikan i Madagasikara i Andry Rajoelina ary nanasonia ny ordonnance faha-2009-003 izay nametraka ny Fitondrana Avon ny Tetezamita FAT ary ny famoana ny Antenimieram-pirenena izay voafidin ny vahoaka. Nanaiky ary nanamarika izany fifindram-pahefana izany ny Haute Cour Constitutionnelle.

                                     

1.1. Filoha avonny tetezamita NOTAM ny 21 Janoary 2012

Ny volana Janoary 2012, noho ny fivoahanny NOTAM fanafohezana ny hoe: notice to airmen, Filazana ho an ireo mpamily fiaramanidina izay tsy nahafanan ny fiaramanidina nitondra ny filoha taloha Marc Ravalomanana niditra tao Madagasikara, voatery niverina tany Afrika Atsimo ilay filoham-pirenena taloha. Tsy nanaiky nidina tamin ilay fiaramanidina i Ravalomanana. Ho an ireo mpikamban ny antoko pôlitika TIM, dia tsy fanajana ny feuille de route izany.

Araka ny hevitr ireo tsy momba an i Andry Rajoelina dia naka ny fahefana teto Madagasikara izy tamin ny alalan ny fanonganam-panjakana tamin ny 17 Martsa 2009 ary nanao ny tenany ho filohan ny Fahefana Avon ny Tetezamita FAT na HAT. Amin ireo izay tsy momba azy ihany koa anefa dia betsaka ny olona maty noho izy ary betsaka ireo olon-dratsy izay nivoaka ny fonja noho izy. Ary na dia nilaza aza izy fa tsy izany no antony namoahany ny NOTAM Filazana ho an ireo mpamily fiaramanidina, heverin ireo mpanohitra azy ihany koa fa noho izy no tsy nahafahan ny filoha taloha Marc Ravalomanana tonga teto Madagasikara ny volana Janoary 2012

Araka ny filohan ny tetezamita dia "tsy tokony hanindry ny firenentsika na lalàna na firenena". Ny mety ho tanjony namoahany io NOTAM io dia hahamora ny fisamborana ny filoha Ravalomanana izay voasazin ny asa an-terivozona mandrapahafaty.

Ho an ny tale jeneralin i ACM Aviaton Civil de Madagascar indray dia mampatahotra io fampiasana amin ny tanjony ara-pôlitika an io NOTAM io; satria araka ny lazain ny OACI Organisation de laviation civile internationale, dia tokony ampiasaina amin ny tanjona aerônaotika, fizorana ary filaminana ihany.

                                     

1.2. Filoha avonny tetezamita Fifidianana filoham-pirenena malagasy 2013

Nilaza izy ny tsy hirotsaka ho kandidà aminny fifidianana filoham-pirenena 2013, aloha ny fivadi-keviny tamin ny 3 Mey 2013. Saingy noteren ny fianakaviambe hanesotra ny firotsahany hofidiana, niaraka tamin i Lalao Ravalomanana, sy Ratsiraka Didier Ignace.

                                               

Filoham-pirenena sy mpanjakani Madagasikara

Ity ny lisitry ny mpitondra sy filoham-pirenena malagasy nanomboka taminny 1787 izay hanjakan Andrianampoinimerina izay nampikambana ny fanjakana merina taminny 1806. Ny jeneraly Gallieni dia nanongana ny mpanjaka mba ho zanatany frantsay Madagasikara hatraminny 1958 izay niforonanny firenena Malagasy.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →