Back

ⓘ Hainkintana. Omega Ny hainkintana dia siansanny voajanahary mikasika ny fandinihana ny kintana, izay mitady ny hamaritra ny fihaviany, ny fivoarany ary ny tondr ..



Hainkintana
                                     

ⓘ Hainkintana

Omega

Ny hainkintana dia siansanny voajanahary mikasika ny fandinihana ny kintana, izay mitady ny hamaritra ny fihaviany, ny fivoarany ary ny tondrony ara-pizika ary ara-tsimika. Fito arivo taona lasa izay ny taranjan’ny hainkintana no fantatry ny olombelona; amin’ny alalan’ny tao ara-pinoana ny taona nialoha ny Tantara, ka noho izany dia anisan’ny taranja siantifika antitra indrindra izy.

Ireo mpahay kintanny taona taloha izay namela lova ara-materialy amintsika dia ny Ejipsianina sy ny Nobianina mponina mipetraka ao atsimoni Ejipta ary ny sivilizasiônani Stonehenge, any andrefani Angletera aminizao fotoana izao. Nanana fomba fandinihana ny lanitra maizina ireo sivilizasiôna taloha toy ny Babilaonianina, ny Grika, ny Sinoa, ny Indianina, ny Iranianina ary ny Maya. Na dia izany aza, nilaina ny famoronana ny masolavitra hahafahanny hainkintana mivoatra aminny siansa ankehitriny. Taminny taloha, ny hairefikintana astrometria, ny familian-tsambo aminny alalanny kintana, ny hainkintana mandinika, ny fanaovana tetiandro ary ny fanandroana, ankehitriny anefa ny hainkintana matihanina dia matetika ampiarahana aminny fizikan-kintana na astrofizika.

Mbola betsaka ny fandraisananjaranireo mpahay kintana tsy manao azy aminny fomba matihanina amatora aminny fahitam-baovao ara-kainkintana aminizao fotoana izao, ary anisanny taranja mbola manome anjara anireo mpahainkintana tsy manao azy aminny fomra matihanina ny hainkintana.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →