Back

ⓘ Simia. Avy aminy Alsimia ny simia. Ny alsimia dia avy any aminy teny arabo الخيمياء Al kemi ; Misy etimolojia roa aminy teny arabo, etimolojia iray aminy teny e ..



Simia
                                     

ⓘ Simia

Avy aminy Alsimia ny simia. Ny alsimia dia avy any aminy teny arabo الخيمياء Al kemi ; Misy etimolojia roa aminy teny arabo, etimolojia iray aminy teny ejipsianina, dia iray hafa aminy teny grika

  • Araka ny hevitra ejipsiana, ny teny kemi avy any aminilay teny Kôpta chame voahindrana aminny teny ejipsiana taloha kemi majia
  • Araka ny hevitra grika, ny teny kemi avy any aminy teny χυμεία khumeia: fifangarona rano

Taminy taonjato nanaraka teo, nivelatra ny alsimia dia nananteraka ny simia izy. ny fiteny simia dia avy aminilay teny mivilana. Nisy fifandrosoana ny simia dia nivadika siansa marina ; Faha misy olona mitady anilay vato filôzofaly, mampalasa siansa ezôterika.

Hita tsara ny fisarahanny alsimia sy ny simia taminy taona 1722, hoy i Geoffroy lAîné dokotera faha tsy afaka misy ny transmutation, lasa taranja roa ny simia sy ny alsimia ; tokony anavahana izany ireo fiteny roa ireo.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →