Back

ⓘ Télévision Malagasy. Ny Televiziona Malagasy dia ny mpandefa ny haino aman-jery aminny fahitalavitra ary ny firenena sy ny fanjakana malagasy no tompony. Naorin ..



                                               

Televiziona Nomerika Antany

Ny Televiziona Nomerika Antany, dia fampivoarana ara-tekinika ny fahitalavitra eto aminizao tontolo izao. Izy io dia mandeha aminny alalanny onja hertzianina, tariby na aminny alalanny zanabolana.

                                               

Fahitalavitra

Ny Televiziona na Fahitalavitra dia vondrona ara-tekinika na koa fitaovana iray namboarina ka afaka mamoaka feo sy ny sary. Ry zareo manam-pahaizana siantifika no namorona anzy, ary tany aminny taona 1884 no nivoahany voalohany taminireo firenena mandroso tao Eropa sy tany Etazonia. Afaka mampifandray izao tontolo izao izy io indrindra aminny alalany fampahalalam-baovao misy,ohatra: politika, toe-karena, sosialy, fanabeazana.

                                               

Tsingy Maroc

Toro-lalana plan VI. Fidiram-bola TSINGY VII. Fifandraisana Contact TSINGY V. Ireo Mpitantana nifandimby TSINGY IV. Fomba fitantanana TSINGY III. Ireo Mpikambana TSINGY VIII. Fitsipi-pifehezana sy sata mifehy règlements intérieurs et statut TSINGY Rohy Liens I. Fotoana niforonany sy ny momba azy TSINGY II. Sary famantarana Logo TSINGY Madagascar Maroc AMCI Écoles et Études Radios et télévisions I. Fotoana niforonany sy ny momba azy Ireo mpianatra Malagasy teto Maraoka dia nanapa-kevitra fa hatsangana ny fikambanana Tsingy mba hanamafisana ny "fihavanana malagasy" sy noho ny fahatsapana fa ...

                                     

ⓘ Télévision Malagasy

Ny Televiziona Malagasy dia ny mpandefa ny haino aman-jery aminny fahitalavitra ary ny firenena sy ny fanjakana malagasy no tompony. Naorina taminny taona 1965 ilay izy taminny vanim-potoana nitondraniPhilibert Tsiranana.

Mba hahafahanilay televiziônam-pirenena manaparitaka ny sary sy ny feo erani Madagasikara, dia hofainy aminny EutelSat ny faritra 16° Atsinananny Zanabolani EutelSat. Torakizany ihany koa ny fomba fanaparitahany ny feonny Radio Madagasikara eo aminny onjam-peo FM., izay mitondra mari-drefy 99.00Mhz.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →