Back

ⓘ Ra. Ny Ra dia ranoka mitondra ny okzizena any aminny sela mamelona ny olombelona, ny plasma, ilay ranoka, ny tena betsaka indrindra aminny lafinny proportion ; ..



                                               

Ra (andriamanitra)

I Ra na Re dia andriamanitra masoandro nivavahanny Egiptiana taloha, izay ninoany fa andriamanitra mpamorona izay rehetra izao. Afaka niseho aminny endrika maro hafa izy, dia i Kepry ilay voangory mpiasa tainomby, sarinny fahaterahana na ny fahateraham-baovao, na koa i Atoma, "ilay tanteraka" na "efa". Manazava ny mpitodra fivavahana egiptiana fa ny masoandro dia afaka miseho aminny endrika samihafa rehefa mamakivaky ny lanitra: i Kepry dia ny masoandro miposaka fa i Ra kosa dia ny masoandro mlitatao vovonana, ary i Atoma dia ny masoandro milentika. Rehefa ela ny ela dia nataonireo teôloji ...

                                               

                                               

Amôna (andriamanitra)

I Amôna dia iray amin ireo andriamani-dehibe egiptiana, andriamanitry ny tanàna Tebay. Ny anarany hoe Imen, izay midika hoe "ilay Miafina" dia manambara ny tsy fahafaha-mamantatra ny tena endriny, satria miseho amin ny endrika maro izy. Ny andriamanitra ambanimbany Amemeta no mpiaraka aminy. Isan ny adriamanitra valo tao Hermapôlisy izy. Izy no Imen achâ renou "Amôna maro anarana". Andriamanitry ny rivotra sy ny mpitondra lakana ary indraindray ny fananana anaka. Tamin ny Empira Antenantenany dia nakambana tamin ny andriamanitra masoandro Ra an i Heliôpôlisy izay ka naka endrika mikambana, ...

                                               

Fahafatesana

Ny fahafatesana dia ny fitsaharanny aina na ny tsy fisianny aina intsony ao aminny zavamananaina lazaina hoe "maty". Izany toetranny fahafatesana izany dia isehoanny tsy fiverenanny firindrana eo aminny fiasanny vatana izay tokony ho afa-miantoka ny fahavelomana, toy ny fihinanan-kanina, ny fifohan-drivotra, ny fisotroan-drano, sns. Eo aminny sela dia miseho aminny alalanny fijanonanny anjara asa fototra sahaninny sela ny fahafatesana. Ao aminny zavamananaina maro sela dia mety vokatry ny fahasimbanny sela izay mitarika aminny fahafatesan-tsela aloham-potoana izany, na vokatry ny famerana, ...

                                               

Hazandrano

Ny hazadrano, na koa trondro, dia biby manan-taolandamosina velona anaty rano ary miaina aminny alalanny sagoaga. Izy ireo dia velona nanomboka taminny afovoanny fotoana faha-kambrianina. Manana ra mangatsiaka ny ankamaroanny kazaran-kazadrano.

                                               

Hena

Ny atao hoe hena dia ireo sakafo izay misy hozatra, miaraka amina tavin-kena, ra, fitatitra, tsinay na jabora. Izy io dia mety vokatry ny fiompiana na vokatry ny fihazana. Ny fihinanana hena dia iadian-kevitra ary tsindraindray mifady hena ny kolontsaina na ny finoana sasany. Azo raisina ohatra izao ny Mozilmana na ny Jiosy samy mifady henan-kisoa fa tsy mifady hena omby, raha vao vonoina araka ny fombany ilay biby.

Ra
                                     

ⓘ Ra

Ny Ra dia ranoka mitondra ny okzizena any aminny sela mamelona ny olombelona, ny plasma, ilay ranoka, ny tena betsaka indrindra aminny lafinny "proportion" ; misy ra daholo ny biby rehetra.

Izaraina ny diôkzizena sy ny sakafo ilainny "tissu" O 2 eraky ny vatana ny ilaina ny ra. Mitondra ny loto avoakanny "tissu" koa ny ra toy ny diôksida karbôna CO 2 na ny loto mizy nitirôzenina makany aminny valahana na makany aminny tsinay. Ilaina mitondra ny sely miaro sy manamaritaka ny hôrmôna eraky ny vatana koa ny ra.

Ny tsoka ny manamboatra ny sela ny ra, ny anaranny tao manamboatra ny ra dia tenenina hoe hematôpoiezy hématopoïèse

Mena ny loko ny ra any aminny biby misy taolana, Lasa mena mazava ny lokony rehefa maka ny okzizenina ao aminny avokavoka. Mihamaizina ny lokony mena rehefa mihavery ny diôkzizenina misy ao aminy. Rehefa jereina akaiky ny lalan-dra amina hoditra fotsy, hita fa manga ny lokony. Satria sala "filtre" ny hoditra ; ny loko manga ihany ny tsy sakananny hoditra, fa mena maizina ny tena lokony, na dia ao anatinny lalan-dra aza.

Ny fo ny mampihetsika ny ra ao aminny lalan-dra. Mande any aminny avokavoka izy rehefa maka diôkzizenina sy mamoaka ny diôksida karbona, mizotra amina lalan-dra kely "capillaire" maneraky ny vatana izy. Avelany aminny tissu ny diôksizenina dia alainy aminy ny diôksida karbona aminny lalan-dra kely. Mihamaizina ny loko mena ny ra rehefa tsy vitsy ny diôksienina misy ao aminy.

Manala ny poizina sy ny loto ny ra ary ny aty sy ny valaha ny hamoaka azy ety ivelany.

                                     

1. Any aminny biby manan-taolan-damosina

Ny lokonny ra dia mena. Lasa mena mazavazava kokoa izy raha avy any aminny havokavoka. Mena ny lokony rehefa anaty fanela, lasa mena maizimaizina kokoa izy rehefa very ny diôkzizenina nentiny ho anny sela. Rehefa jerena aminny hoditrolona fotsy ity, dia hita manga ny ra kanefa izy mena foana, na dia anaty mpamerin-dra aza. Ny hoditra no mahatonga io, satria izy tsy mamela afatsy ny loko manga.

manodina ny ra manerana ny vatana ny fo. Mandalo aminny havokavoka izy mba haka ny diôkzizenina ilainny sela sy mamoaka ny diôksida karbônina, aveo izy mizara ny diôkzizenina manerana ny vatana. Omeny anny sela ny ôkzizenina ary alainy ny diôksida karbonina sy ny loto avoakanny sela. Rehefa tsy manana oksizenina intsony izy, tsy mangirana tahaka ny izy manana ôksizenina intsony izy.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →