Back

ⓘ Tsoka. Ny tsoka, tissu velona any ampivoanny taolana be, dia manamboatra ny sela ny ra: Ny globule fotsy, ny globule mena sy ny plaquette. Manana karazana sela ..



                                               

Kabary am-panambadiana

Tompokolahy sy tompokovavy: Ny andro iray izay hihaonana hono toy andro zato, izay iray donak’afo iray dinidinika na inona anefa fahamaizana na inona fahamaikana ny ravintoto hono tsy mba fitetika ny varavaran jozoro tsy azo asiana karetraka ary na mahay manihi bolo sy manimbola aza ny zavatra tsy hay tsy hibitabitahana izany akory tompoko, tsy midika fa ny ntaolo maranitra amin’ ny teny aho izay miatrika etoana! fa kosa, ilay zanak’ antitra asesi- pitia ; tsy ny olon’ela tompon’ny kabary, fa ilay zandry zanaka nahadidy tsy ny zokiny tompon-draharaha e! fa ilay molotra malefadefaka, tsy ny ...

                                               

X-SAMPA

Ny Extented Speech Assessment Methods Phonetic Alphabet na Abidy ara-drafipeonny fomba fanadihadiam-pitenenana nitarina dia fanovana ny SAMPA noforonini, i John C. Wells izay mpampianatra momba ny haifanononana ao aminny Anjerimanontoloni London. Izy io dia natao hampiray ireo abidy SAMPA tsirairay ary mba handrakotra ny Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena. Ny vokatrizay dia ny versionanny AAI azo soratana aminny alalanny ASCII 7 bit. Ny SAMPA dia natao ho fanodinana ny olana izay tsy ahafahana manoratra ireo literanny AAI aminny fanakaodian-tsoratra. Tetỳ aoriana rehefa zaka na aiza na ai ...

Tsoka
                                     

ⓘ Tsoka

Ny tsoka, "tissu" velona any ampivoanny taolana be, dia manamboatra ny sela ny ra: Ny globule fotsy, ny globule mena sy ny plaquette. Manana karazana sela manokana ny tsoka: Ny CSH na foto-tsela mpanao ra) sy ny sela ny stirôma medullaire. Any aminny olom-belona, manamboatra ra daholo ny sela ny tsoka manomboka aminny fiterahana hatraminny dimy taona. Eo aorianizany, any aminny taolana fohy sy taolana fisaka ihany sisa ny manamboatra ra, indrindra ny sternum, ny taolan-tritry, ny taolan-damosina ary ny ila taola-maoja

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →