Back

ⓘ Marsa, fajiry. Marsa dia fajiry na planeta faha efatry ny laminny masoandro. Izy ny fajiry kely indrindra eo aorianny Merkora. Ao aminny fianankavianny planety ..



Marsa (fajiry)
                                     

ⓘ Marsa (fajiry)

Marsa dia fajiry na planeta faha efatry ny laminny masoandro. Izy ny fajiry kely indrindra eo aorianny Merkora. Ao aminny fianankavianny planety teliorika izy. Ny anarany dia avy aminny andriamanitra Marsa, anarana romananny andriamanitra grika Ares. Noho ny endriny mena dia atao hoe koa Fajiry Mena koa ny anarany.

Nanomboka taminny 1960 ny fanbdehanana teny aminny habakabaka mba hahafantatra ny mombamomba ani Marsa: ny jeografiany, ny atmosferany, sns.

Manana satelita roa i Marsa: i Phobos sy i Deimos; araka ny fedrà grika, anaranny zanaki Ares ireo anarana ireo.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →