Back

ⓘ Tritium. Ny tritium dia miratoeranny hidirôzenina. Ny tritium dia manana prôtôna iray su netirôna roa. Ny mahasamihafa azy aminny deuterium dia ilay radioactivi ..



Tritium
                                     

ⓘ Tritium

Ny tritium dia miratoeranny hidirôzenina. Ny tritium dia manana prôtôna iray su netirôna roa.

Ny mahasamihafa azy aminny deuterium dia ilay radioactivité ananany, mamoaka sandrahaka beta β- izy rehefa mivadika helium 3 He Ny periôdiny dia 12.32 taona. Ny activité massique-ny dia misy 3.59×10 14 Bq/g soit 1 g = 359 TBq

                                     

1. Toetra

Toetra fizika

Ny lanjanny tritium dia 3.0160492. Mifangaro aminny rivotra izy rehefa anaty atmosfera ara-dalàna.

Toetra simika

Rehefa antonontonony ny hafanana sy ny tsindry, rivotra ny tritium HT na T 2. Rehefa misy oksizenina, manome rano misy tritium rano "tritiée" izy, rehefa misy afo na hafanana ambonimbony oksidasiona, tahaka ny miratoerana maivana H 2. Rehefa maina nyrivotra, mivadika rano misy tritiée ny tritium rivotra ; 1 isan-jatonny tritium no lasa rano tritée afaka adin-dray, ary mihahaingana arakaraky ny hamandonny rivotra ny fivadihany ho rano tritiée.

Radioaktivitia

Ny tritium dia radioaktifa. 12.32 taona ny antsasa-piainany.

Mivadika helium 3 izy aminny fiota:

1 3 H → 2 3 He + + e − + ν ¯ e {\displaystyle {}_{1}^{3}{\hbox{H}}\to {}_{2}^{3}{\hbox{He}}^{+}+{\hbox{e}}^{-}+{\overline {\nu }}_{\hbox{e}}}
                                     

2. Jereo koa

  • radioaktivitia
  • simia
  • fizika

Miteny frantsay

  • Fiche de synthèse du CEA sur la radiotoxicité du tritium.
  • Guide pratique radioprotection du tritium
  • Graphe de retombées de tritium liées aux essais nucléaires atmosphériques des années 1950-60, et idem pour le canada
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →