Back

ⓘ Fianakaviana, fomba malagasy. Ny Fianakaviana aminny fomba malagasy dia ny fitambaranny ray sy ny reny ary ny zanaka. Ny anambadian-kiterahana, hoy ny Ntaolo, k ..



                                               

Jodaisma eto Madagasikara

Ny jodaisma eto Madagasikara dia fantara amin ny fomba ôfisialy ny fisiany tamin ny taona 2016. Amin izao fotoana izao dia mitombo isa ny Malagasy izay miova finoana ho amin ny fivavahana jiosy. Mihevitra ny sasany amin ireo Malagasy ireo fa fiverenany an-doharano ny fandraisany ny fivavahana jiosy.

                                               

Anarana

Ny anarana dia teny na andian-teny enti-manondro na milaza zavatra, manana aina na tsy manana aina, hita maso na tsy hita maso, azo tsapain-tanana na tsy azo tsapain-tanana, na toerana na fotoana. Raha ilazana sokajin olona na biby na zavatra na hevitra sns mitovy toetra ny anarana dia izany no atao hoe anarana iombonana. Raha anondroana singan olona na biby na zavatra na hevitra sns manokana ny anarana dia izany no atao hoe anaran-tsamirery. Ny tarika foronin ny anarana sy ny teny na andian-teny mameno azy no anatao hoe "tarika anarana".

                                               

Kirosy Lehibe

I Kirosy Lehibe, izay atao hoe Kirosy II, dia mpanjakani Persia taminny taona 559 hatraminny taona 530 tal. J.K., teraka taminny taona 590 tal. J.K. ary maty ny taona 529 tal. J.K. I Kambisesy I no rainy. Ny vadiny dia Kasandana. Ny zanany dia i Bardia, i Atosa, i Artistona, i Roksane ary i Kambisesy II. Izy no nanorina ny Empira persiana izay nandimby ny Fanjakana medianita. Avy aminny teny persiana tranainy hoe Kûrash izay midika hoe "masoandro" io anarany io. Atao hoe Sirosy Lehibe na Sirosy II koa izy aminny teny malagasy notakarina aminny fanononana frantsay. Isanny fianakavia-manjaka ...

                                               

FandroanAndriana

Ny fandroanandriana na Fandroana dia firavoravoana anaovana fampandroana masina ny andriana tao aminny Fanjakana merina ao afovoani Madagasikara izay tanterahina aminny fiandohanny volana Alahamady. Araka ny lovantsofina dia ny mpanjaka Ralambo taminny taonjato faha-15 no nanomboka izany fanao izany, nefa ny fandinihana ny fomba amam-panaonny mponina any Azia Atsimo-Atsinanana dia ahatsapana fa fitohizanny fetinny rano izany. Ao aminny Merina dia ankalazaina mandritra ny herinandro eo ny fandroana. Tsy ny mpanjaka ihany no mandro aminio fotoana io fa ny vahoaka koa. Fankalazana ny taombaov ...

                                               

Tolom-bahoaka tamin ny 1947

Ny tolom - bahoaka tamin ny 1947 dia fikomiana nataon ny Malagasy tamin ny taona 1947 sy 1948 teto Madagasikara, tamin ny fotoana naha zanatany frantsay azy. Taorian ny kirizy tany Indôsina izay nipoaka tamin ny 1946, dia heverina ho fambaran ny fanafoanana ny fanjanahantany tany Afrika miteny frantsay izany. Ny fikomiana, izay naharinganana voanjo frantsay andaniny sy Malagasy tsy anisan ny mpitaky fahaleovantena ankilany, dia narahana famaizana mahatsiravina nataon ny tafika frantsay izay namono Malagasy an arivony maro. Mbola miady hevitra ireo mpahay tantara ny amin ny tena isan ny nih ...

                                               

Noely

Ny Noely na Krismasy dia andro firavoravoana kristiana izay ankalazana sy ahatsiarovana ny nahaterahan i Jesoa Kristy. Aorian’ ny Paska dia ny Noely no andro fety manan-danja indrindra amin ny alimanakan ny ankamaroan ny fiangonana kristiana. Ny andron ny Noely anefa dia tsy fitsingerenan ny andro nahaterahan’ i Jesoa fa daty nifanarahana fotsiny hanaovana ny fankalazana. Ny fiangonana katôlika sy ny fiangonana prôtestanta dia mankalaza ny Noely amin ny 24 sy 25 Desambra. Tsy misy soratra ao amin ny Baiboly izay mandidy ny fankalazana ny Noely. Noho izany dia ao ireo fiangonana mankalaza a ...

                                     

ⓘ Fianakaviana (fomba malagasy)

Ny Fianakaviana aminny fomba malagasy dia ny fitambaranny ray sy ny reny ary ny zanaka.

Ny anambadian-kiterahana, hoy ny Ntaolo, ka ny zanaka no mamy indrindra aminny Malagasy ary antsoina hoe "sombinny aina". Ny zokiny indrindra aminny zanaka dia atao hoe "matoa", ary ny zandriny indrindra dia atao hoe, "fara" ; ary ny eo antenatenany, na firy na firy isany, atao hoe "aivo" ; koa ny zanaka lahy teraka voalohany indrindra dia atao hoe "lahimatoa" ; ny farany indrindra atao hoe "faralahy" na "faravavy" rehefa vehivavy, ary ny eo anelanelanireo dia atao hoe "lahiaivo" avokoa na firy na firy, ka ny fiantsoana na fonononana azy dia atao hoe "Andrianaivo".

                                     

1. Ny tokantrano

Rehefa lehibe ny zanaka lahy dia lasa mivoaka hanambady, ny zanaka vavy kosa avoaka hanambady, ka manorin-tokantrano hafa. Mitombo isa aminizay ny fianakaviana: ny ray aman-dreninny zanaka manambady dia miantso ny vadin-janany hoe "vinanto" ary ireo kosa manao azy ireo hoe "rafozana", ny iray tamp-po aminny vady dia "zaodahy" ary antsoina hoe "ranaotra".

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →