Back

ⓘ Voankazavana. Aminny taranjanny fizikanny voanjavatra, ny voankazavana dia voanjavatra mety angôvo na zavatra. Izy io dia manana lanja azo tsy raharahiana ary m ..



                                               

Metatra

Ny metatra aminizao fotoana izao dia ny halavirana vitanny voankazavana andehanana ao anatinny 1/299 792 458 segondra. Aminny rafitra iraisam-pirenena dia io no refy ampiasaina rehefa mandrefy halavirana na habe.

Voankazavana
                                     

ⓘ Voankazavana

Aminny taranjanny fizikanny voanjavatra, ny voankazavana dia voanjavatra mety angôvo na zavatra. Izy io dia manana lanja azo tsy raharahiana ary manana vesatra elektrika azo tsy rarahina (noho ny vesany latsaky ny 1.0 -35 e. Ny lazaina hoe spin -ny dia 1 ary ny elanelan-kalavam-piainana dia tsy mety ampiasiana aminny voankazavana.

Efa nolazain Albert Einstein ny fisianny voankazavana, taminny 1905-1917, fa Arthur Compton no nahita azy taminny 1923.

                                     

1. Tantara

Nomen Albert Einstein anarana ohatra ny Das Lichtquant "quantan-jiro" ny voankazavana. Ny anarana ankehitriny "voankazavana" dia avy aminny fototeny voany sy ny fototeny hazavana natambatra. Ny anarana frantsay "photon" dia nofidianani Gilbert N. Lewis taminizy namoaka teôria spekiolativa milaza hoe tsy "afaka potehina sy amboarina ny voankazavana". Na dia hoe tsy nekena mihitsy aza ny teôriani Lewis noho ilay teôria tsy mifanaraka aminny fanandramana maro natao ; ny anarany vaovao: voankazavana na photon dia nekenny fikambanana siantika tsara.

Aminny taranjanny fizika, ny voankazavana dia soratana aminny litera grika gamma γ {\displaystyle \gamma \!}. Ny antony fampiasana io eva io dia mety ny fahitana ny fipariahana gamma hitani Paul Ulrich Villard taminny 1900. Taminny 1914, i Rutherford sy dia nampiseho fa ny fipariahana gamma dia karazana hazavana. Aminny simia sy aminny optika, ny voankazavana dia metetika evaina aminny alàlanny h ν {\displaystyle h\nu \!}, ny angôvonny voankazavana ; ny h {\displaystyle h\!} ao aminio dia ny tsimiovani Planck ary ny litera grika ν {\displaystyle \nu \!} nu dia ny hatetikilay voankazavana.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →