Back

ⓘ Fizika. Ny Fizika dia araka ny haiendri-teniny ny siansanny zavaboary. Amin ny dikany amin ny ankapobeny na amin ny heviny voalohany, ny fizika dia fahalalàna n ..



                                               

17 Desambra

1894: Wim Schermerhorn - mpanao politika, injeniera sivily, injeniera 1874: William Lyon Mackenzie King - mpanao politika, Mpanao gazety 1835: Alexander Emanuel Agassiz - injeniera, mpahaisiansan-javaboahary 1897: Thomas Mort - mpilalao baolina kitra 1836: Heinrich Raupp - injeniera 1851: Otto Schott - injeniera, mpamorona 1933: Paris Herouni - mpahay fizika, injeniera, mpahay siansa 1861: Arthur Edwin Kennelly - mpanao matematika, injeniera 1908: Štefan Čambal - mpilalao baolina kitra 1912: Olav Selvaag - injeniera 1907: Alexander Hammid - talen-koronantsary, mpaka sary, mpilalao 1936 184 ...

                                               

Amedeo Avogadro

                                               

24 Septambra

1884 1760: Louis Becquey - mpanao politika, injeniera sivily, injeniera Agostino Burgarella 1832: Costantino Perazzi - injeniera, mpanao politika 1868: Silvio Benigno Crespi - mpiantoka, mpamorona, mpanao politika 1872: Manuel Núñez Tovar - Dokotera, mpahaisiansan-javaboahary 1882: Karl Rapp - injeniera, mpiantoka 1844: Pietro Pavesi - mpahaisiansan-javaboahary, mpanao politika 1849: Cathcart William Methven - injeniera 1792: Louis-Georges Mulot - injeniera 1869: John Stone - injeniera Hugo Schmeisser - mpamorona, injeniera 1501: Girolamo Cardano - filôzôfy, mpanao matematika, mpahaikintan ...

                                               

Max Wien

                                               

Edward Lee

                                               

Alessandro Volta

Fizika
                                     

ⓘ Fizika

Ny Fizika dia araka ny haiendri-teniny ny "siansanny zavaboary". Amin ny dikany amin ny ankapobeny na amin ny heviny voalohany, ny fizika dia fahalalàna ny zavaboary; io no hevitra nomen i René Descartes sy ny mpianany Jacques Rohault sy i Régis. Ny fizika dia taranja mandinika ny zavaboary, ary ny tanjony dia ny mamantatra ny hetsiny sy ny fiasany.

Ny fizika dia anisan ny taranja akademika tranainy indrindra fantatra. Betsaka ny taranja mampiasa ny siansa fizika, toy ny eketrônika, ny hainkintana na koa ny mekanika; nandritra izay roa arivo taona izay, ny fizika dia teny mitovitovy dika amin ny filôzôfia, ny simia, ary sampan ny matematika ary ny biôlôjia; fa nandritra ny revolisiona siantifika tamin ny taonjato faha-16, ny fizika dia nivoatra ho lasa siansa manokana. Fa na izany aza nefa, amin ny taranja sasany toy ny fizika matematika na amin ny simia koantika, sarotra avahana ny fetran ny fizika.

                                     

1. Jereo koa

Rohy ivelany

  • Website of the Nobel Prize in physics
  • Physics.org – Web portal run by the Institute of Physics
  • World of Physics – An online encyclopedic dictionary of physics
  • HyperPhysics website – HyperPhysics, a physics and astronomy mind-map from Georgia State University
  • The Skeptics Guide to Physics
  • PhysicsCentral – Web portal run by the American Physical Society
  • Usenet Physics FAQ – A FAQ compiled by sci.physics and other physics newsgroups
Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →