Back

ⓘ Kolontsaina malagasy - Kolontsaina, Governemanta Malagasy, Jiosy malagasy, Alakamisy, Faritany eto Madagasikara, Toekaren i Madagasikara, Fanagasiana, Dahalo ..



                                               

Kolontsaina

Ny kolontsaina dia ny fitambaranny fomban ny vahoaka ao amin ny foko na faritra na firenena na kôntinenta iray. Ny siansa mandinika ny kolontsaina dia ny antrôpôlôjia sady siansa ara-tsosialy.

                                               

Governemanta Malagasy

Azo ho sokajiana toa ireto manaraka ireto ny firafitry ny governemanta Malagasy taorianny fidiranny vazaha. Isaky ny sokajy dia nahitana governemanta iray na maro.

                                               

Jiosy malagasy

Ny Jiosy malagasy na Jody malagasy dia misy karazany roa: dia ireo Malagasy mihevitra fa manam-piaviana jiosy sy ireo Malagasy niva finoana ho amin ny jodaisma. Maro tokoa ny Malagasy lazaina fa avy amin ny Jiosy.

                                               

Alakamisy

Ny Alakamisy dia andro fahefatra ao aminny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany fa andro fahadimy kosa raha ny Alahady no andro voalohany. Andro voalohany ny Alakamisy ho anny Malagasy mandala ny nentin-drazana tsy mandray ny Alatsinainy na ny Alahady ho andro voalohany aminny herinandro. Ny Malagasy talohanny fidiranny kolontsaina arabo sy ny kolontsaina tandrefana dia nisy nanao ny Alakamisy ho andro voalohany aminny herinandro. Ny teny malagasy hoe Alakamisy na Lakamisy na Kamisy dia avy aminny teny arabo hoe الخميس / al-khamīs izay midika hoe "andro fahadimy".

                                               

Faritany eto Madagasikara

I Madagasikara dia manana faritany enina: Faritanini Mahajanga, FaritaninAntsiranana, FaritaninAntananarivo, Faritanini Toamasina, Faritanini Fianarantsoa, Faritanini Toliara. Ankehitriny dia nozaraina ho faritra 22 ireo faritany ireo:

                                               

Toekaren i Madagasikara

Ny toekaren i Madagasikara dia toekarena mifototra amin ny fambolena sy fiompiana na dia misy ihany aza ireo sehatr asa hafa, satria ny 70 %n ny mponina dia tantsaha mpamboly sy mpiompy. Anisan ny firenena mbola an-dalam-pivoarana eto an-tany i Madagasikara. Araka ny tatitra momba ny IDH tamin ny taona 2000, faha 141 amin ny firenena 174 Madagasikara. Nihemotra hatrany io laharana io taty aoriana.

                                               

Fanagasiana

Ny fanagasiana koa dia pôlitika nentinny governemanta malagasy taorianny rotaky ny mpianatra taminny 1972 ary taty aoriana nandritry ny fanomezan-dalanny filoham-pirenena Marc Ravalomanana faharoa taminny taona 2007. Ny fanagasiana indrindraindrindra dia mikasika ny fampianarana satria araka ny dinika nataonny Firenena Mikambana, moramora kokoa ho anny ankizy no mianatra aminny teny nibeazany.

                                               

Dahalo

Ny dahalo na malaso dia mpangalatra, indrindra fa ny omby. Any aminny faritra atsimonny Nosy no ahitana asan-dahalo na malaso betsaka sy mahery vaika indrindra eto Madagasikara: Ihosy, Betroka, Isoanala, Beraketa, Beroroha, Ilakaka, Ranohira, ary Amboasary Atsimo.

                                               

Fitampoha

Ny fitampoha dia fampandroana ireo sisan-javatra avy aminny vatanny mpanjaka efa maty, izay tanterahinny Malagasy sakalava any aminny faritra Menabe, isaky ny dimy taona mandritra ny fito andro, mba hahatsiarovana ireo mpanjaka sakalava.

                                               

Hasina

Ny teny hoe hasina dia manana heviny maro: Sira Hasina Zavatra voatokana Hasina Fizarazaràna Hasina Hery tsy hita maso Hasina Hazo Hasina Fanomezana Hasina

                                               

Lamba

Ny lamba dia fitafy nentindrazana fahita aminny faritra maro eto Madagasikara. Misy karazany maro araky ny akora nanamboarana azy sy ny didiny ny lamba.

Lokanga
                                               

Lokanga

Ny lokanga dia zavamaneno fahita ao Madagasikara. Ny foko Bara no niavian ny lokanga. Mitovitovy amin ny lokangam-bazaha ny lokanga saingy telo ny isan ny tadiny.

Sodina
                                               

Sodina

Ny sodina dia zavamaneno tsofina amin ny vava, toy ny fantsona mahitsy, misy lavaka milahatra manaraka ny halavany izay tampenana manontolo amin ny rantsan-tanana afa-tsy ny iray izay avela hivoha mba hivoahan ny haavompeo tiana ho heno. Amin ny teny indôneziana dia atao hoe suling ny sodina.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →