Back

ⓘ Fomba malagasy - Fianakaviana, fomba malagasy, Fiteny malagasy, Taom-baovao malagasy, Télévision Malagasy, Malagasy, vahoaka, Frantsay ..



                                               

Fianakaviana (fomba malagasy)

Ny Fianakaviana aminny fomba malagasy dia ny fitambaranny ray sy ny reny ary ny zanaka. Ny anambadian-kiterahana, hoy ny Ntaolo, ka ny zanaka no mamy indrindra aminny Malagasy ary antsoina hoe "sombinny aina". Ny zokiny indrindra aminny zanaka dia atao hoe "matoa", ary ny zandriny indrindra dia atao hoe, "fara" ; ary ny eo antenatenany, na firy na firy isany, atao hoe "aivo" ; koa ny zanaka lahy teraka voalohany indrindra dia atao hoe "lahimatoa" ; ny farany indrindra atao hoe "faralahy" na "faravavy" rehefa vehivavy, ary ny eo anelanelanireo dia atao hoe "lahiaivo" avokoa na firy na firy, ...

                                               

Fiteny malagasy

Ny fiteny malagasy dia tenim-pirenen ny Repoblikan i Madagasikara. Ny fiteny malagasy dia ao amin ny vondrom-piteny baritô. Any Banjarmasin, nosin i Kalimantan no foibenny fiteny baritô. Ny fiteny akaikikaikinny fiteny malagasy ankehitriny dia ny fiteny maaniany. Misy koa ny fiteny samihima sy ny fiteny dosona deiaha sns. Araka ny antontanisan ny Akademia malagasy dia ny 83.61% dia tsy miteny afatsy ny teny malagasy.

                                               

Taom-baovao malagasy

Ny Taom-baovao malagasy dia ny fiandohan ny taona malagasy sy ny fankalazana izany izay mitranga eto Madagasikara sy any ivelany koa amin ny andro voalohan ny taona voafaritra araka ny tetiandro malagasy na amin ny fomba hafa. Aminizao taonjato faha-21 izao dia mizara ny hevitr ireo mpankalaza ny taom-baovao malagasy. Ao ny mitazona ny daty amin ny fizaran-taona fararano, izay heverin ny mpomba izany hevitra izany fa mifanandrify amin ny Alahamadibe taloha, ka mankalaza ny taom-baovao amin ny volana Marsa na Avrily. Ao koa ireo mitana ny daty ao amin ny lohataona ka amin ny volana Septambr ...

                                               

Télévision Malagasy

Ny Televiziona Malagasy dia ny mpandefa ny haino aman-jery aminny fahitalavitra ary ny firenena sy ny fanjakana malagasy no tompony. Naorina taminny taona 1965 ilay izy taminny vanim-potoana nitondraniPhilibert Tsiranana. Mba hahafahanilay televiziônam-pirenena manaparitaka ny sary sy ny feo erani Madagasikara, dia hofainy aminny EutelSat ny faritra 16° Atsinananny Zanabolani EutelSat. Torakizany ihany koa ny fomba fanaparitahany ny feonny Radio Madagasikara eo aminny onjam-peo FM., izay mitondra mari-drefy 99.00Mhz.

                                               

Malagasy (vahoaka)

Ny Malagasy, aminny ankapobeny, dia ireo olona rehetra miaina ao Madagasikara. Ny olona tety ivelany no nanome io anarana hoe Malagasy io sy Madagasikara koa ho anny vahoaka malagasy sy i Madagasikara, firenena onenanny Malagasy. Ny teny hoe Madagasikara dia avy amini Marco Polo. Ny Nosini Madagasikara dia nafangarony taminny tanànani Mogadiscio, any Somalia aminizao fotoana izao, tamina sarintany.

                                               

Baiboly prôtestanta amin ny teny malagasy

Ny Baiboly prôtestanta amin ny teny malagasy dia dikan-tenin ny Baiboly amin ny teny malagasy ampiasain ny fiangonana prôtestanta miteny malagasy amin ny fotoam-pivavahana. Ny edisiona tamin ny taona 1909 izay nasiam-panitsiana madinika tamin ny taona 1965 no ampiasaina amin izao. Io Baiboly io no ampiasain ireo Fiangonana prôtestanta toy ny Fiangonani Jesoa Krisy eto Madagasikara, ny Fiangonana Loterana Malagasy, ny Eklesia Episkopaly Malagasy sns. sy ireo Fiangonana evanjelika sy pentekôtista maro manerana an i Madagasikara. Mitondra ny anarana hoe Ny Baiboly ny Baiboly prôtestanta amin ...

                                               

Frantsay

Misy pejy mitovy anarana aminny frantsay ato. Mety mitady: Ny Repoblika Frantsay na République Française, firenena any Eoropa anatinny firaisana eoropeanina. Ny fiteny frantsay fiteny any Frantsa. Ny frantsay dia mpamaritra anarana ampiasaina rehefa miresaka momba ani Frantsa. Avy aminny fiteny frantsay hoe français API: io teny io, ary navadika ny fiteny malagasy hoe frantsay satria ny fomba fanoratana ny teny malagasy dia fomba fanoratana ara-peo.

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →