Back

ⓘ Mpanao sary hosodoko malagasy - Georges Andriamanantena, Kanaana, faritra, Fivavahana ..



                                               

Georges Andriamanantena

Anarana: ANDRIAMANANTENA Fanampinanarana: Georges Teraka tamin’ny: 1 oktobra 1923, Tao Ambohipotsy - Antananarivo Nodimandry: 11 septambra 2008 Ray: ANDRIAMANANTENA Gaston, Mpitandrina efa-maty Reny: RAZAFINDRAFARA efa maty Fiaviana: lafin-dray: Betsizaraina - Antananarivo Lafin-dreny: Amboanana - Arivonimamo Solon’anarana amin’ny asa soratra: Rado, noho ny fitiavany ilay Ohabolana hoe: "Voahangy mitoham-bolamena, raha misaraka tsy ampy ho rado" mitory hatsaran-tarehy Vady: RAVOLOLONA Edwige Zanaka: Enina mianadahy 4 vavy, 2 lahy Zafikely: 14 Zafiafy: 12 Sekoly nianarana: 1929 - 1931: Écol ...

                                               

Kanaana (faritra)

I Kanaana na Kanana na Kanahana dia faritra tao andrefani Jordana izay resahina ao aminny Testamenta Taloha ao aminny Baiboly sady anaranny razambenireo mponina tao aminio firenena io koa ny hoe Kanana na Kanaana na Kanahana, ka izany no iantsoana ilay firenena hoe Tany Kanaana indraindray mba hiavahany aminilay razambe. Taty aoriana ny Tany Kanana dia niova anarana ho Palestina na Palestinina. Izy ilay tany nampanantenainAndriamanitra ny Israelita araka ny Baiboly. Nonina tsikelikely tao Kanana ny Israelita nanomboka taminny taonarivo faha-2 tal. J.K. na mety efa talohanio aza. Angamba ko ...

                                               

Fivavahana

Ny fivavahana dia fanao sy finoana mampifandray ny fiainanny olombelona amin ny masina, finoana ny fisian ny hery ambony noho ny olombelona, dia finoana ifampizaran ny fianakaviamben ny mpino. Miteraka fanao ara-pitondrantena, fomba fijery manokana ny zava-misy, toerana masina, faminaniana, fandaminana, lahatsoratra, izay heverina fa mampifandray ny olombelona aminny fisiana mihoa-draha na ara-panahy ny fivavahana. Tsy mitovy anefa ny isa sy ny fisehonireo singa mpamaritra ireo ao aminny fivavahana tsirairay. Misy ny fivavahana mampianatra ny fisianny andriamanitra izay tokony hinoana, mis ...

Free and no ads
no need to download or install

Pino - logical board game which is based on tactics and strategy. In general this is a remix of chess, checkers and corners. The game develops imagination, concentration, teaches how to solve tasks, plan their own actions and of course to think logically. It does not matter how much pieces you have, the main thing is how they are placement!

online intellectual game →